Mampirehareha mihitsy itony akanjo mafana itony nefa mora .
Araraoty eeee… ????20000ar ny anakiray fa kosa 30000ar ny anakiroa. ????Eny maka 2 dia 30000ar monja. ????Mena mahery,manga,volombatolalaka,maitso lomotra ireo no loko misy.
Andao ary… Biz Rajao et Mampifaly KIDS Shopping center Behoririka Box 002
0322598720.
