Anisan’ny asa sahanin’ny Ravinala Airports ny fikojakojana ny fitaovana sy ny fotodrafitrasa ao amin’ny seranam-piaramanidina Nosy Be sy Antananarivo.

Anisan’ny asa sahanin’ny Ravinala Airports ny fikojakojana ny fitaovana sy ny fotodrafitrasa ao amin’ny seranam-piaramanidina Nosy Be sy Antananarivo. Araho ao anatin’ity horonantsary manaraka ity ny fanazavana fanampiny momba izany.
—————————————-
La maintenance des infrastructures et équipements, dans les aéroports d’Antananarivo et de Nosy Be, fait partie des missions essentielles de Ravinala Airports.
Suivez cette vidéo pour en savoir plus.

Quitter la version mobile