Catégorie : Actualité
-

L’INTERVIEW – Eric Naivolala Andrianasolo, Filohan’ny Holafitry ny Dokotera
Sombiny : « Efa maro ireo orinasa madinika manamboatra ireo fitaovana fiarovana izay azo jifaina ary tsy dia lafo loatra. Mitovy ihany ny lamba ampiasaina na ny vita any ivelany na ny eto an-toerana saingy samy hafa ny vidiny. Ny fiarovana ilaina fa ny fitandremana no zava-dehibe. Ny tanana mitondra tsimokaretina any amin’ny vava, ny maso sy ny orona no tena tandremana, sy ny fifamindrana avy amin’ny fofon’aina.Raha resaka isana dokotera, na Covid na tsy Covid, resaka fitsinjarana foana no olana. Aty amin’ny tanàn-dehibe daholo no misy ny dokotera noho ny antony maro : fianaran’ny ankizy, fandriam-pahalemana, sns. Any ambanivohitra rehetra any tsy ampy. Fa raha ny eto Antananarivo sy ny manodidina ampy ny dokotera. Ny any amin’ny hopitaly no efa manomboka misy fahasarotana dia voatery maka dokotera hafa manampy.Rehefa misy catastrophes, misy zavatra maro tafiditra. Tsy resaka fitsaboana fotsiny, fa eo ny sosialy, fampitaovana sécurité, tsy voatery ho dokotera daholo na anaty hamehana ara-pahasalamana aza fa samy manana ny andraikiny (…) Raha resaka fitsaboana, efa samy miezaka manao izay vitany. Tany an-dalam-pandrosoana isika tsy ary ho tonga lafatra. Misy zavatra tsy ho vitantsika. Tsy midika izany fa tsy nanao isika. Nanao isika araka izay fahafahana. Fiaraha-miasa no tadiavina fa tsy fifanomezan-tsiny. Manahirana, mampihena ny fahavitrihan’ny mpitsabo ny fanenjehana azy ireo. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 14 Jolay 2020
– CORONAVIRUS – Niampy roa ireo maty noho ny Covid-19, niampy 263 ireo mitondra ny tsimokaretina.– FIANGONANANA – Nodimandry ny pasitora Benjamin Rabenorolahy filohan’ny Fiangonana Loterana eto Madagasikara teo aloha– TOE-KARENA – Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana fa mifanaraka amin’ny lalàm-panorenana ny teti-bola nasiam-panitsiana -

CENTRE DE TRAITEMENT COVID-19 – Ou comment transformer des salles de classe et un gymnase en hôpitaux
Branle-bas de combat au Lycée technique professionnel d’Alarobia et au Palais des sports de Mahamasina. Les deux sites ne devraient pas à tarder à prendre part à la guerre contre le coronavirus. Les derniers coups de pinceaux et les derniers aménagements sont en cours pour en faire des centres de traitement, de fortune peut-être, mais dignes d’un hôpital pour accueillir les malades de la Covid-19. L’inauguration devrait avoir lieu courant de la semaine.
-

ETAT D’URGENCE SANITAIRE – Une matinée de confinement à Ambohipo : bruyante, animée et pleine de vie
Il y a des quartiers où, malgré les mesures et les directives gouvernementales, les commerces continuent d’ouvrir même si leurs produits ne sont pas considérés comme des produits de première nécessité et leurs services ne figurent pas sur la liste des services essentiels. Ambohipo en fait partie. Dans ce quartier, les matinées se suivent et se ressemblent presque : bruyantes, animées et pleines de vie. Les commerces, essentiels ou pas, y sont ouverts.





