Catégorie : Actualité

  • ORA-NIKIJA – TATITRY NY BNGRC

    ORA-NIKIJA – TATITRY NY BNGRC

    ORA-NIKIJA – TATITRY NY BNGRC

  • FIZARANA « PANIER GARNI » TSY MITOVY

    FIZARANA « PANIER GARNI » TSY MITOVY

    FIZARANA « PANIER GARNI » TSY MITOVY – Tsy hihemotra amin’ny fitakiany ireo mpampianatra
    Hitohy mandritra ny 48 ora indray ny fampiatoan’ny fampianarana etsy amin’ny Lisea LMA sy ireo liseam-panjakana sasantsasany nohon’ny fizarana tsy mitovy ilay « Panier garni ». Nanambara ny fikambanan’ireo mpampianatra androany fa mahatsiaro ho natao ankilabao izy ireo eo amin’ny samy mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fanabeazam-pirenena.

    Etsy an-daniny dia nanome fanazavana mahakasiky ny tsy fitoviana teo amin’ity solom-bodiakoho ity ny ministry ny Fanabeazam-pirenena. Naneho fialan-tsiny ihany koa ny tenany tamin’ireo izay nahatsiaro ho voatohina.

  • KAOMINALY – NOLAVIN’NY FITSARANA AVOKOA NY FITORIAN’NY TIM

    KAOMINALY – NOLAVIN’NY FITSARANA AVOKOA NY FITORIAN’NY TIM

    KAOMINALY – Notontosaina anio 08 janoary 2020 teny amin’ny « Tribunal Administratif » Anosy ny fitsarana ireo taratasin’ady mikasika ny fifanolanana ara-pifidianana ho an’ny Antananarivo Renivohitra. Nivoaka ny didim-pitsarana ka nolavina avokoa ny fitoriana napetraky ny antoko Tiako i Madagasikara sy ny kandidà natolony, dia i Tahiry Ny Rina Randriamasinoro.

  • ANTENIMIERAM-PIRENENA SY FILOHAM-PIRENENA : FIFAMPIARAHABANA AO ANATY FIZARAZARANA

    ANTENIMIERAM-PIRENENA SY FILOHAM-PIRENENA : FIFAMPIARAHABANA AO ANATY FIZARAZARANA

    Tontosa anio teny Iavoloha ny fifampiarahabana nahatratry ny taona vaovao teo amin’ny Filoham-pirenena sy ireo solombavambahoaka araka ny fangatahana nataon’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena. Tsy feno ihany anefa ity fifampiarahabana ity satria tsy hita teny an-toerana ireo solombavambahoaka avy amin’ny antoko mpanohitra. Nanambara moa ireto farany fa mandika ny lalàm-panorenana izao fihaonana izao.
  • RN5A

    RN5A

    RN5A – Lancés au mois d’avril 2019, les travaux de réhabilitation de la route RN5A reliant Ambilobe à Vohémar sont en cours. Malgré cela, les transporteurs travaillant sur cet axe routier continuent de circuler. Or, les pluies incessantes qui s’abattent sur la partie nord de l’île peuvent fragiliser la chaussée.
  • « PANIER GARNI » NANOME FANAZAVANA NY PRAIMINISITRA CHRISTIAN NTSAY

    « PANIER GARNI » NANOME FANAZAVANA NY PRAIMINISITRA CHRISTIAN NTSAY

    « PANIER GARNI » – Nanome fanazavana manokana ny Praiminisitra Christian Ntsay mahakasika ny fizarana ny « Panier garni » mitentina 65 000 ariary, izay natolotry ny Filoha Andry Rajoelina hoan’ny mpiasam-panjakana. Niteraka resabe mantsy izy ity teo anivon’ny ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

  • FANDRIAM-PAHALEMANA

    FANDRIAM-PAHALEMANA

    Christian Ntsay : Hamafisina ny fandriam-pahalemana eto Madagasikara
    Nifampidinika momban’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy niaraka tamin’ireo komandin’ny Tafika malagasy ny Praiministra Christian Ntsay. Tetsy amin’ny Etamazaoro Miaramila Voalohany (RM1) Analakely no nantaterahana izany anio 07 janoary.

  • VOKA-PIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA : VONONA HIAKATRA FITSARANA NY ANTOKO TIM

    VOKA-PIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA : VONONA HIAKATRA FITSARANA NY ANTOKO TIM

    VOKA-PIFIDIANANA BEN’NY TANÀNA – Amin’ity faran’ny herinandro ity no andrasana ny vokatra offisialin’ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra ary koa manerana an’i Madagasikara. Raha ny eto Antanananarivo renivohitra manokana dia rahampitso no hanomboka eny amin’ny « Tribunal administratif » ny fotoam-pitsarana mahakasika ny fifanolalana amin’ny raharaham-pifidianana ka ireo izay nametraka fitoriana dia afaka mitondra ireo porofo hanamafisany ny fitoriana nataony izy ireo.
  • FORTES PLUIES : ALERTE ROUGE À AMPAMARINANA

    FORTES PLUIES : ALERTE ROUGE À AMPAMARINANA

    ALERTE ROUGE À AMPAMARINANA – Alerte rouge sur la colline de Manjakamiadana. Après les fortes pluies qui se sont abattues sur la capitale durant les premiers jours de l’année, le BNGRC (Bureau national de la gestion des risques et catastrophes) a averti que les risques d’éboulements sont élevés du côté d’Ampamarinana et ses environs. En tout, 5 quartiers situés entre Tsimialonjafy et Ambohipotsy – où sont recensés 350 foyers – sont sérieusement exposés.

  • INDICES PPN 2019

    INDICES PPN 2019

    INDICES PPN 2019 – Évolution de quelques PPN sur l’année 2019