Nikatona avokoa ireo tranom-bakoka rehetra teto Antananarivo nandritra izay roa volana nisian’ny aretina coronavirus izay. Ny 5 may teo dia nisy ireo nana-pakevitra nanokatra ny varavarany saingy tsy maintsy manaraka ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra.
Catégorie : Life
-

PODCAST – Fampidirana ny tanàna avo ho vakoka maneran-tany
PODCAST – Fampidirana ny tanàna avo ho vakoka maneran-tany : Ny fiandrianam-pirenena no ambony hoy ny ministry ny serasera sy ny kolontsaina.
Namaly ny UNESCO na ny sehatra misahana ny fampianarana, ny kolontsaina ary ny siansa eo anivoan’ny firenena mikambana ny ministry ny serasera sy ny kolontsaina Lalatiana Andriatongarivo mahakasika ny fampidirana ny tanana avon’Antananarivo ho vakoka maneran-tany. Ho an’ity mambran’ny governementa ity dia misy zavatra manan-danja kokoa noho izany. -

Vakoka : Mijoalajoala ny « Kianja Masoandro » ao Anatirova
Efa mitsangana amin’ny ampahany ankehitriny ilay Kianja Masoandro ao Anatirova. Nanaitra ny maro izany fanamboarana izany satria toa manimba ny maha vakoka ara-tantara ity toerana ity. Manazava kosa ny Tale jeneralin’ny Kolontsaina ao amin’ny ministerana ny Serasera sy ny kolontsaina fa tsy manimba izany velively ireo fanamboarana ireo.
-

PODCAST : KOLONTSAINA – Miisa 12 ireo mozea manaraka ny fenitra eto Madagasikara
Betsaka ireo olona maniry hanangana mozea eto Madagasikara, saingy mihemotra izy ireo rehefa ambara aminy ireo fepetra takiana amin’izany. Io no nambaran’ny Dr Bako Rasoarifetra, Filohan’ny filankevitra iraisam-pirenena ny amin’ny tranombakoka eto Madagasikara (ICOM). 12 hoy izy no isan’ireo mozea manaraka ny fenitra eto Madagasikara.
-

FAHASALAMANA : Ireo karazan-tsakafo mampitombo ny hery fiarovana
Ilaina, indrindra amin’izao fotoana fisian’ny otrik’aretina coronavirus izao, ny fampitomboana ny hery fiarovana ao amin’ny vatana. Io no fomba tsotra indrindra entina manohitra ny aretina. Nanatona manam-pahaizana izahay, hanazava sy hiresadresaka momba ireo sakafo ara-pahasalamana.
-

JEUX OLYMPIQUES TOKYO 2021 – ERIC ANDRIANTSITOHAINA À UN PAS DE LA QUALIFICATION
En cette période de confinement, Eric Andriantsitohaina membre de l’équipe nationale d’haltérophilie, continue de poursuivre sa préparation pour les Jeux olympiques de Tokyo, reportés en 2021. Il ne peut s’entrainer comme il veut, mais fait avec les moyens à sa disposition pour garder la forme et ne pas perdre de vue son objectif.
Avec plus de 2 000 points à son compteur, ce leveur de fonte est actuellement en tête de sa catégorie de moins de 61 kg. Il est à un pas des JO Tokyo 2021.




