Catégorie : Partenaires

  • Ravinala Airports Madagascar

    Ravinala Airports Madagascar

    Amin’ny maha seranam-piaramanidina malagasy ny seranana eo Ivato, dia, zava-dehibe tokoa ny fanomezan-danja ny teny malagasy ao anatiny.
    Izany no nahatonga ny mpitantana ao amin’ny Ravinala Airports nanome lanja ny teny malagasy eny amin’ny takelaka manoro-làlana ny mpandeha ao amin’ny seranana iraisam-pirenena vaovao.
    Marihina fa amin’ny teny vahiny daolo ny takelaka tao amin’ny seranana nasionaly sy ny tao amin’ny seranana iraisam-pirenena teo aloha.
    Ho arahantsika ato anatin’ity horonantsary manaraka ity ny andinindininy mahakasika izany.
    L’aéroport d’Ivato est un aéroport situé à Madagascar. Les dirigeants de Ravinala Airports ont ainsi trouvé logique de mettre en avant la langue malagasy sur toutes les signalétiques dans le nouveau terminal international de l’aéroport d’Ivato. Les signalétiques dans le terminal national et l’ancien terminal international étaient toutes en langues étrangères.

  • Manomboka androany 21 Febroary ny fanamafisana ny HETSIKA FANAOVANA VAKSINY miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo mandritry ny 30 andro

    Manomboka androany 21 Febroary ny fanamafisana ny HETSIKA FANAOVANA VAKSINY miaro amin’ny Covid-19 eto Antananarivo mandritry ny 30 andro

    ⭕Tetikasa iarahana miasa amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka , Direction du Programme Elargi de Vaccination, CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo, sy ireo mpiara-miombona antoka USAID Madagascar amin’ny alalàn’ny fandaharanasa USAID’s ACCESS Health Program, PSI Madagascar, ny OMS Madagascar, UNICEF Madagascar ao anatin’ny hetsika Be M’RAY Ofisialy
    ⭕Notanterahina omaly ny lanonam-panokafana teo amin’ny Lapan’ny Tanàna, Parvis Analakely
    ⭕Ireto ny lisitra misy ireo toerana fanaovam-bakisiny mandritry ny 03 andro,
    ny Alatsinainy 21 ka hatramin’ny Alarobia 23 Febroary isaky ny Boriboritany 6 eto Antananarivo :
    ???? BORIBORITANY I
    TERRAIN BASKET MANARINTSOA
    TRANOMPOKONOLONA ISOTRY
    67H FOP
    SEIMAD PARKING TERRAIN BOULE
    ANTOHOMADINIKA ANTANIAVO
    ???? BORIBORITANY II
    MANOLOANA NY BUREAU FOKOTANY AMBOHIPO TERRAIN
    AMBOLOKANDRINA ESPACE KALIMBA
    ANDOANIMANDROSEZA
    ANDRONDRAKELY TSENA MORA
    ???? BORIBORITANY III
    GYMNASE BESARETY
    BEHORIRIKA TSENA VAOVAO
    ARRET BUS PONT AMBONY BEHORIRIKA
    CSBII ANDRAVOHANGY
    TERRAIN BETONGOLO TERRAIN SOVALY
    ???? BORIBORITANY IV
    PARKING MORA B ANOSIBE
    STATION JOVENA ANOSIZATO
    AMPITAN’NY CAP SAT
    TSENA NAMONTANA
    PARKING MONLOU ANOSIBE NAMONTANA
    ???? BORIBORITANY V
    TERRAIN DE BASKET ANDRAISORO
    GARE ROUTIERE AMPASAPITO
    AMBATOMAINTY CARREFOUR
    COLISEUM PARKING
    ???? BORIBORITANY VI
    ANKAZOMANGA SUD BOULEVARD DE L’EUROPE
    DEVANT FOKOTANY ANTANETY ATSIMO
    AMBOHIMANDROSO
    PARKING MADERA ANOSIVAVAKA
    ⭕Ireo Vaksiny misy : Astrazenica, Pfizer, Jansen, Sinopharm
    ‘Zahay matoky Vaksiny
    Isika rehetra hiaraka hampitsahatra ny fiparitahan’ny CORONAVIRUS
    Arovako ny tenako, arovako koa ny hafa!
  • Ravinala Airports Madagascar

    Ravinala Airports Madagascar

    Maro ireo mpisehatra momba ny « sûreté aéroportuaire » ao anatin’ny seranam-piaramanidin’Ivato, izay mifandrimbona, mba hiarovana ny fifamoivoizana anabakabaka amin’ny asa fampiorohorona na herisetra.
    Ho arahantsika ato anatin’ity horonantsary manaraka ity ny momba izany « sûreté aéroportuaire » izany, ary, ny andraikitry ny tsirairay amin’ireo mpisehatra.
    Plusieurs entités œuvrent dans le domaine de la « sûreté aéroportuaire » à l’aéroport d’Ivato pour protéger le secteur aérien des actes d’intervention illicites.
    Cette vidéo vous donnera de plus amples détails sur le rôle de chaque entité aéroportuaire dans le domaine de la sûreté.

  • CHICKY

    CHICKY

    Dégustez et appréciez de bons plats à base de poulet chez Chicky????
    Des produits frais ????, malagasy, Chicky vous propose le meilleur tous jours !
    Rendez vous dans nos restaurants ????
    ???? CHICKY URBANIA Analakely
    ???? CHICKY BEHORIRIKA ambanin’ny station galana
    ???? CHICKY TANA WATER FRONT (Food court)

    https://youtu.be/NB3M3MumCXY

  • INFRASTRUCTURES – Agrifarm soutient le développement économique à Talatanivolondry

    INFRASTRUCTURES – Agrifarm soutient le développement économique à Talatanivolondry

    Le Groupe Inviso à travers la société Agrifarm vient d’inaugurer, le vendredi 11 Février, les travaux de pavage d’une route dans la commune de Talatanivolonondry. Cette réhabilitation est un soulagement pour la population, qui a subi les impacts du mauvais état des infrastructures locales pendant des années.

  • Ouverture Chandarana Annexe Ankorondrano

    Ouverture Chandarana Annexe Ankorondrano

    Venez découvrir le nouveau magasin Chandarana & Cie à Ankorondrano – Immeuble Tana 2000.
    Achetez en détails verreries de grandes marques françaises et fournitures de bureau de marques européennes.
    Profitez également de l’offre spécial St Valentin
    https://www.youtube.com/watch?v=rkoTjFczpz8
  • GIFI – Des idées de génie à Analakely

    GIFI – Des idées de génie à Analakely

    Le nouveau magasin Gifi Madagascar ouvre ses portes à Analakely – Immeuble Urbania. Des idées de génie pour la maison et pour toute la famille ????

  • L’excellence du sommeil sur-mesure

    L’excellence du sommeil sur-mesure

    ⚠️????????????⚠️
    « L’excellence du sommeil sur-mesure » ????
    – L’ouverture prochaine du showroom « la maison de la literie »
    – Représentant exclusif, à Madagascar, de la marque française « TRECA Paris » et « Dunlopillo » ????????
    – Venez découvrir les matelas de luxe ainsi que tous les produits de haut standing pour un sommeil tout confort ✨
    ‼️Ouverture le 14 février à partir de 9h. À l’occasion de la Saint Valentin une remise de 10% sera offerte pour les dix premiers clients.

  • Ravinala Airports – Gestion des risques cyclone Batsirai

    Ravinala Airports – Gestion des risques cyclone Batsirai

    Manoloana ny rivo-doza Batsirai dia maro ireo fepetra noraisin’ireo mpisehatra ao amin’ny seranam-piaramanidin’Antanananarivo hisoroana ny loza mety hitranga.
    Ho hitanareo ao anatin’ity horonantsary manaraka ity ny fiomanana rehetra amin’ny fiatrehana io rivo-doza io