Catégorie : Partenaires
-

SMTP – Maro ireo faritra eto Antananarivo no mijaly amin’ny famatsiana ny rano.
Maro ireo faritra eto Antananarivo no mijaly amin’ny famatsiana ny rano.Ny fampiasana siniben-drano arahana milina mpanamafy ny tosi-drano na surpresseur no vahaolana amin’izany.Ny fampiasana milina mpanamafy ny tosi-drano na surpresseur dia manome tosika ary miantoka ny fizarana tsy mitsahatra sy mitohy ny rano.Hojerentsika miaraka amin’ny ekipan’ny SMTP ary ny fomba fametrahana ny siniben-drano sy ny milina mpanamafy ny tosika ary ny fiasany————————————————————————————————-Plusieurs quartiers d’Antananarivo souffrent de problèmes de pression d’eau. Pour pallier à ce problème, une solution, installer un surpresseur !Un surpresseur est un appareil permettant d’augmenter la pression de l’eau et faciliter ainsi la distribution dans tous les points d’eau de la maison.Couplé à une citerne, le surpresseur assurera une distribution continue et ininterrompue.Avec l’équipe de la SMTP, voyons comment ça marche et comment on l’installe ! -

Ouverture d’un centre Bosh Car Service au niveau d’une station Shell
Vivo Energy Madagascar et Bosch représenté par Materauto Madagascar SA signent un contrat de partenariat pour l’ouverture du premier Bosch Car Service sur une station Shell. Grâce à ce partenariat, les deux marques mettront en commun leur expertise sur les pièces de rechange, les services automobile et la distribution de produits pétroliers.
-

Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo ary ny Association We Care ao aminy dia nanao fizarana kilalao sy arendrina ary sakafo ho fanampiana
Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo ary ny Association We Care ao aminy dia nanao fizarana kilalao sy arendrina ary sakafo ho fanampiana ireo ankizy sy olona sahirana manodidina eny Mandrimena Andoharanofotsy ny 25 Jona ho fiaraha-mifaly amin’ireo olona sahirana manodidina azy noho ny Asaramanitra.Marihina fa rehefa mividy zavatra ao amin’ny Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo dia misy ampahany omena ny association We Care ho fanampiana sy fanolora-tanana ho an’ireo sahiranaContact : 034 44 255 82 -

Une grande famille ? vous avez longtemps cherché la solution pour garder vos aliments au frais
Une grande famille ? vous avez longtemps cherché la solution pour garder vos aliments au frais ?La solution ! le réfrigérateur Hisense H740FS, un modèle multi-portes.Avec une capacité nette de 539L, elle conviendra parfaitement à votre famille. -

Tombana amin’ny antsasaky ny fe-potoana fiasan’ny filohan’ny Repoblika: voafehy tokoa ve ny zava-drehetra
« Tombana amin’ny antsasaky ny fe-potoana fiasan’ny filohan’ny Repoblika: voafehy tokoa ve ny zava-drehetra »?Fifanakalozan-kevitra iarahana amin’i– Augustin Andriamananoro, Tale jeneralin’ny tetikasan’ny #Filoha,– Julien Andriamorasata, Mpikambana ao amin’ny birao politikan’ny #TimMpandrindra ny fifanakalozana :– Andriamanambe Raoto, Tonian’ny Lahatsoratra gazety boky Politikà Madagascar– Lova Rabary-Rakotondravony , Tonian’ny Lahatsoratra www.2424.mg -

Akoor’ – Centre commercial – Digue, en partenariat avec la Direction des Archives Nationales
Akoor’ – Centre commercial – Digue, en partenariat avec la Direction des Archives Nationales – Madagascar et en collaboration avec la Bibliothèque Nationale, organise une exposition axée sur l’histoire de Madagascar à travers plusieurs photos d’archives qui emmèneront les visiteurs quelques années en arrière avec bonheur et nostalgie.À noter que l’exposition est ouverte au public, gratuite et se déroulera jusqu’au Mercredi 30 Juin.

-

Galana
Eh, ento atakalo tavoahangy galana gaz vaovao be, ilay miloko maintso, ny tavoahangy na gaz 4kilo anao taloha, miloko volomboasary, eny amin’ireo station galana 20 eto AntananarivoTavoahangy efa feno no omena anao eny miaraka amin’ny detendeur maimaimpoana. -

Chers fonctionnaires, ce pack de la Bank Of Africa – Madagascar
Chers fonctionnaires, ce pack de la Bank Of Africa – Madagascar est fait pour vous. Avec 10 produits en 1, simplifiez vos opérations et en toute transparence. Pour découvrir ce nouveau pack, appelez gratuitement le 034 30 817 77 / 033 65 817 77 / 032 23 817 77 ou visitez le site www.boa.mg ou contactez rapidement votre agence la plus proche. -

Teny amin’ny Vaccinodrome HJRA
https://youtu.be/VgyFi2UNyHo
Teny amin’ny Vaccinodrome HJRA Ampefiloha izay tohanan’ny USAID’s ACCESS Health Program ny Tarika AMBONDRONA no nisafidy ny hanao vaksiny! Tsiahivina fa miisa 331 ny toerana fanaovana Vaksiny napetraky ny Pejy ofisialy Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miombon’antoka amin’ireo faritra 22 manerana ny Nosy. Hatramin’ny 17 jona izao ny fotoana fanaovana vaksiny andiany voalohany.
-

Vita vaksiny ny tarika AMBONDRONA
https://youtu.be/nZHKk_3Z_wQ
Vita vaksiny ny tarika AMBONDRONA ! Mbola mitohy hatrany ny fanaovana Vaksiny hatram’ny 17 jona. Fiarovanao ny tenanao sy ny manodidina ny fanaovana vaksiny.Manome fotoana anao ao amin’ny Be M’RAY Ofisialy raha mila fanazavana fanampiny na antsoy ny 910Vaksiny tohanan’ny USAID Madagascar amin’ny alalan’ny fandaharan’asa USAID’s ACCESS Health Program
