Catégorie : Reportages
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 08 OKTOBRA 2021
– VONDRON’NY MPANDRAHARAHA – Lany ho filohan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) i Rivo Rakotondrasanjy– LOZA MANAMBANA – Misy vatobe efa miha-triatra mandondona sy mampiahiahy eny Ankadinandriana Manjakamiadana ka niantsoan’ny mponina ny BNGRC– BAOLINA KITRA – Naka aina ireo mpilalaon’ny Barea nilalao 90 minitra teny an-kianja nandritra ny lalao nihaonana tamin’ny Leoparan’ny RD Kongo androany zoma -

HAISORATRA – Ny hafatr’i Rado ho an’ny taranaka
Tsy ho fanamarihana fotsiny ny faha-100 nahaterahan’i Rado na i Georges Andriamanantena no hamerenan’ireo taranany indray manonta ny asasorany. Natao ihany koa hampitana amin’ny tanora ankehitriny ny hafatry ny mpanoratra izay mirakitra fitiavan-tanindrazana sy manandratra ny maha-Malagasy.
-

LANGAGE – Comprendre les besoins et les appels à l’aide des personnes sourdes et malentendantes
Il y a parfois des signes que nous devons maîtriser et que nous devons comprendre. Tel que les appels à l’aide ou les expressions des besoins formulés par les personnes sourdes et malentendantes. Des notions de base à maîtriser par tous.
-

FOOTBALL – Eric Rabesandratana blâme l’arbitrage suite à la défaite des Barea face aux Léopards de la RD Congo
Eric Rabesandratana n’est pas tendre envers l’arbitrage du match des Barea face aux Léopards de la RD Congo. Il déplore aussi les conditions physiques de ses joueurs en évoquant la difficulté du voyage de certains d’entre eux vers Kinshasa. Il est cependant satisfait du visage montré par son équipe et reste confiant pour la suite.
https://youtu.be/M8r1ZUdcLhY





