Catégorie : Reportages
-

VOAMBOLANA – Ny fampiasana ny teny hoe « Teny » sy « Fiteny »
Iza no tsy very raha itenenana hoe : « fiteny malagasy avy any atsimo ny fiteny antandroy fa na izany aza dia tena teny malagasy toy ny fiteny avy aty afovoan-tany mihitsy io fiteny io ». Manazava amintsika ny mahasamy hafa ny teny hoe « Teny sy Fiteny » i Oliva Ramavonirina.
-

ARTISANAT – Coup de cœur pour le « vita malagasy » de qualité
« Mini-salon – Bon plan – Maison Déco ». Si vous êtes en quête de ces petites choses « vita malagasy » où la qualité vaut le détour, faites un tour au Tahala Rarihasina jusqu’au 17 Juillet. Une quinzaine d’artisans y exposent leur savoir-faire et mettent en valeur la façon dont on peut transformer les matières premières locales.







