Avec la deuxième vague de Covid-19 et la multiplication des cas mortels de Covid-19, les services liés aux décès et aux funérailles sont plus sollicités que d’habitude. Les demandes affluent aussi bien au niveau du bureau municipal d’hygiène qu’auprès des vendeurs de linceuls et de cercueils.
Catégorie : Reportages
-

VALANARETINA – Ny antson’ny Minisiteran’ny Fahasalamana amin’ireo mpitsabo hanampy amin’ny fitsaboana ny Covid-19
Dokotera efa misotro ronono nefa mbola matanjaka, na dokotera vao nahavita fianarana fa eo am-piandrasana asa, infirmiera na mpampivelona tsy an’asa : ireo no antsoin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka hanolo-tanana amin’ny fitsaboana ireo mararin’ny covid-19. Haharitra herintaona ny fifanarahana hiasa, raha ny voalazan’ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora Hanitrala Jean Louis Rakotovao tao amin’ny televiziona malagasy androany alakamisy, ary hitovy amin’ny karaman’ny mpiasam-panjakana ny karama. Antso avo.
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 08 APRILY
– VALANARETINA – Niampy enina ireo olona lavon’ny Covid-19 omaly alarobia– VALANARETINA – Tsy azo atao intsony manomboka izao ny manaraka sy mamangy ny mararin’ny covid-19 eny amin’ny hopitaly– ANDRIM-PANJAKANA – Tsy tonga nanatrika ny lanonam-pianianana ho an’ireo mpikambana vaovaon’ny fitsarana avo momban ny lalàm-panorenana ny Minisitra teo aloha William Noelson -

PANDEMIE – Le CTC Alarobia à peine ouvert et déjà débordé
Moins de 24 heures après sa réouverture, le centre de traitement Covid-19 d’Alarobia est déjà assailli par les malades. La majorité des patients ont été refoulés des autres centres de traitements déjà pleins. Reportage. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 07 APRILY 2021
– VALANARETINA : Olona fito indray no lavon’ny covid-19 teto Madagasikara ny 6 Aprily 2021– VALANARETINA : Hita ho nifanjevo ny olona teny amin’ny CTC-19 Alarobia tamin’ny andro voalohany nisokafan’ny toerana– FITATERANA AN-TANETY : Mahazo alalana manokana hiditra eto Antananarivo ireo mpandeha fiara mpitatitra avy lavitra -

FITATERANA AN-TANETY – Ireo fepetra noraisina eny amin’ny faritra mikatona amin’ny hafa
Nanomboka omaly talata no mikatona tanteraka amin’ny faritra hafa ny faritra Analamanga, Atsinanana, Boeny, Sava ary ny distrikan’i Nosy Be. Mbola mahazo miditra eto Antananarivo ihany anefa ireo mpandeha avy lavitra raha manamarina anaty manifold fa efa niainga tany amin’ny faritra talohan’ny talata lasa teo.
-

EPIDEMIE – Le taux de positivité au coronavirus en hausse
Sur 1.884 tests effectués ces trois derniers jours, 612 ont été confirmés positifs. Ce qui donne un taux de positivité de 32,48%. Un taux élevé par rapport au 5,7% de la dernière semaine de Décembre. Ce taux ne reflète pourtant pas la réalité des infections : les autorités reconnaissent que le variant sud-africain du coronavirus peut ne pas être détecté par les tests PCR effectués sur les prélèvements nasaux. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 06 APRILY 2021
https://youtu.be/NOy7myy4I3U
– VALANARETINA : Olona telo indray no lavon’ny covid-19 teto Madagasikara ny 01 aprily 2021– VALANARETINA : Oxygène 13 metatra toratelo no efa an-dalana ho aty Antananarivo, hoy ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka– MIARA-MANONJA : Mbola tavela any am-ponja ireo 11 mianadahy voasambotra nandritra ny hetsiky ny mpanohitra ny 20 febroary lasa teo -

FOOTBALL – Les dernières journées qui ont vu l’élimination des Barea de la Coupe d’Afrique des Nations 2022
Partage de souvenirs. Comment Toamasina a-t-elle vécu la veille du match Madagascar-Niger du 30 Mars qui a vu l’élimination des Barea ? Et comment a-t-elle vécu le jour du match ? www.2424.mg vous raconte tout en images.
-

MODE – Puiser dans ses racines comme Jaomatana
Porte-fanion de la mode malgache sur les scènes internationales, Jaomatana puise sa force dans ses racines. Madagascar inspire profondément la créatrice. La culture et les savoir-faire malgaches alimentent ses collections et les rendent originales.
