– VALANARETINA : Niampy telo ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus, 116 ireo tranga vaovao
– SEHATRA TSY MIANKINA : Tsy tokony hisokatra ny orinasa tsy mikarakara ny fitaterana ho an’ny mpiasany, hoy ny minisitra misahana ny Asa
– FAMPODIANA AN-TANINDRAZANA – Mihoatra ny 1600 ireo teratany malagasy mihitsoka any ivelany mila haverina eto Madagasikara
Catégorie : À la une
-

SECTEUR PRIVE – Reprise du travail conditionnée par le transport du personnel par les entreprises
La réouverture des entreprises est conditionnée par l’organisation par les entreprises elles-mêmes du transport du personnel, a indiqué ce lundi Gisèle Ranampy, ministre du Travail, de l’emploi, de la fonction publique et des lois sociales. Le non-respect de cette obligation devrait impliquer la fermeture des entreprises, a laissé entendre la ministre.Mais les propos passent mal auprès de la Confédération des travailleurs syndicats qui met en avant les difficultés déjà traversées par le secteur privé et qui estime que l’Etat doit s’impliquer dans l’organisation du transport des travailleurs.
La ministre est intervenue sur les chaînes audiovisuelles publiques pour faire écho à la déclaration du président de la République dimanche. Celui-ci avait annoncé que le secteur privé pouvait travailler jusqu’à 17h, mais qu’en l’absence du service de transport en commun public, il revient aux entreprises d’organiser le transport de leurs employés. -

FITANTANANA
Tsy be resaka ny fitondram-panjakana mahakasika ny asa fametrahana ny kara-pokontany manaraka ny toe-trandro
Notanterahina androany alatsinainy teny amin’ny tranon’ny ministeran’ny raharaham-bahiny ny fivoriana savaranon’ando hametrahana lamina mahakasina ny fanamboarana kara-pokotany ampiasana ny haitao ara-kajy mirindra. Tsy nahita-teny firy mahakasika ny vontoatin’ny fivoriana ny mpikatroka, izay nahitana mpikambana eo anivon’ny governemanta, ny teo anivon’ny Faritra sy ny Kaominin’Antananarivo renivohitra ary ny lehiben’ny fokontany. Andrasana noho izany ny atrikasa ny alakamisy ho avy izao izay nambaran’ny FIloha Andry Rajoelina ny alahady teo hirosona bebe kokoa amin’izany fanamboarana kara-pokotany manaraka ny toe-trandro hanatsarana fomba fiasa eto amin’ny fiaraha-monina.







