La Mission d’Observation Électorale de l’Union Européenne (MOE-EU) à Madagascar a présenté, ce 24 avril, le rapport final de ses travaux menés durant les deux tours de l’élection présidentielle (07 novembre 2018 et 19 décembre 2018). Le chef de la MOE, Cristian Preda, a tenu à souligner que le rôle des observateurs consiste à émettre des recommandations, sans jamais empiéter sur la souveraineté nationale. Ce dernier a également souligné le respect du verdict des urnes par l’ancien Président de la République, Marc Ravalomanana, candidat malheureux du second tour.
Catégorie : À la une
-

FITSAPAN-KEVIBAHOAKA
Herinandro latsaka, mialoha ny fiantombohan’ny fampihelezan-kevitra ny amin’ny Fitsapan-kevibahoaka, ny 27 may, dia nanambara ny talen’ny fampiofanana ara-pifidianana sy ny serasera eo anivon’ny Komity mpikarakara ny fifidianana (CENI), ny 24 aprily teny Nanisana, fa anjaran’ny governemanta ny mametraka ny tetibola rehetra ikarakarana ny fifidianana fa ny an’ny CENI kosa dia ny fikarakarana ara-teknika sy ny ara-materialy ihany. Tsy nahitana ny solotenan’ireo izay mampanao eny, na ireo izay mitsipaka ny fanovana ny Lalampanorenana kosa teny an-toerana nandritra ny fanaovana ny hatsapaka mahakasika ny filaharana eo amin’ny fandefasana horonam-peo amin’ny haino aman-jerim-pirenena.
-

OUT SQUARE : RÉSEAUTAGE
Out Square a tenu, samedi dernier (20 avril), un après-midi de partage autour du thème : « Une meilleure façon de gérer sa vie ». Les organisateurs de cette rencontre ont voulu initier les jeunes au réseautage. Ainsi, les participants ont pu avoir l’occasion, entre autres, d’échanger librement avec les entrepreneurs.
-

MIARAKAP FINANCERA 50 PROJETS À MADAGASCAR EN 10 ANS
Le fonds d’investissement, Miarakap, finance et accompagne des start-ups, des petites et moyennes entreprises (PME) déjà existantes à Madagascar. Miarakap financera 50 entreprises en 10 ans. Une collaboration entre cette institution financière et APEM-PAIQ est actée par une prise de participation, visant la recherche d’impacts sociétaux positifs dans les investissements effectués, mais permettant également à APEM-PAIQ de résoudre ses problématiques de financement.
-

BOKY
Tsy afaka mivoatra sy mifaninana amin’ny kalitaon’ny boky vahiny ny boky malagasy. Araka ny voalazan’i Haritiana Andrianavalotseheno na i « Rakemba », mpanoratra sy mpamorona angano, ny 23 aprily teny Anosy, dia isan’ny olana diavin’ny mpanoratra sy mpanatonta boky eto Madagasikara ny sandan’ny sangan’asa izay amidy tsy mifanaraka amin’ny vidiny tokony ivarotana azy. Nohamafisiny fa misedra olana koa izy ireo noho ny afitsok’ireo « piraty ».
-

PASKA SY NY SOKOLA
PASKA : Mitombo avo telo heny ny mpividy sokolà Olon-tsotra, fianakaviana na fiangonana, maro ny manjifa sokolà mandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska. Anisan’ny tena mampandroso ny tsenan’ny sokolà ity fety ity, satria mitombo avo telo heny ny mpividy. Ny sokolà miendrika atody no tena ankafizin’ny olona satria izy io no tena manamarika ny Paska maneran-tany. Fanadihadihana.




