« Ny 16 ka hatramin’ny 30 ny volana Novambra, andao hiara-hirona amin’ny fanangonana Manga miaraka amin’ny Jovena!
Ny tombin-tsolika rehetra eny amin’ny RN4, amin’ny loko vaovao, dia azonao andalovana daholo mandritrin’io fotoana io !
– Aranta
– Boeny
– Ravenna
– Befandriana
– Betsiboka
– Ambondromamy
– Bealanana
– Antsohihy
Mividana entana, ahodino ny « roue de la chance » dia mahazoa loka ! Entano daholo ny mpiara-dia aminao !
Koa faingàna ary fa hiara- hilalao isika! »

