SMTP – Maro ireo faritra eto Antananarivo no mijaly amin’ny famatsiana ny rano.

https://youtu.be/UIkU-AcmtH0

Maro ireo faritra eto Antananarivo no mijaly amin’ny famatsiana ny rano.
Ny fampiasana siniben-drano arahana milina mpanamafy ny tosi-drano na surpresseur no vahaolana amin’izany.
Ny fampiasana milina mpanamafy ny tosi-drano na surpresseur dia manome tosika ary miantoka ny fizarana tsy mitsahatra sy mitohy ny rano.
Hojerentsika miaraka amin’ny ekipan’ny SMTP ary ny fomba fametrahana ny siniben-drano sy ny milina mpanamafy ny tosika ary ny fiasany
————————————————————————————————-
Plusieurs quartiers d’Antananarivo souffrent de problèmes de pression d’eau. Pour pallier à ce problème, une solution, installer un surpresseur !
Un surpresseur est un appareil permettant d’augmenter la pression de l’eau et faciliter ainsi la distribution dans tous les points d’eau de la maison.
Couplé à une citerne, le surpresseur assurera une distribution continue et ininterrompue.
Avec l’équipe de la SMTP, voyons comment ça marche et comment on l’installe !
Quitter la version mobile