Nohon’ny tsy fisian’ny fiara fitateram-bahoaka dia lasa mirona any amin’ny fitaterana olona ireo sarety sy bisikileta nandritra izao andro fihibohana izao. Mahazaka mpandeha enina isaky ny dia ny sarety iray ; ny bisikileta kosa dia mahavita miverina im-balo amin’ny toerana iray ao anatin’ny iray andro.
Étiquette : Coronavirus
-

FANAMPIANA IREO TOKANTRANO MAREFO : Hozaraina rehefa tafatsangana ny antontan-kevitra
Antananarivo 14 avril 2020
Mba hahafahana mizara ilay fanampiana mitentina 100.000 ar, nampanantenain’ny filoham-pirenena ho an’ireo tokantrano marefo dia miroso amin’ny fanadihadiana isa-tokantrano ireo tompon’andraikim-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka. -

CORONAVIRUS : Confinement jour 24
Antananarivo 14 avril 2020
– Ankorondrano : 15h00
– Tsaramasay : 15h10
– Andraharo : 15h15
– Tsenan’Ambohimanarina : 15h25
– Ambodimita : 15h40
– Andranomena : 15h50
– Ambohimanandray : 16h10
– Anosivavaka : 16h20
– Ivandry : 16h25 -

CORONAVIRUS : Confinement jour 21
Antananarivo 11 avril 2020
– 67ha 10h00
– Andavamamba 10h10
– Ampefiloha 10h20
– Anosy 10h30
– Analakely 10h40
– Behoririka 10h50
– Andravoahangy 11h10 -

ENTREPRISES FRANCHES : Préserver des emplois en confectionnant des caches bouche
Depuis le début de la crise sanitaire à Madagascar, de nombreuses entreprises franches ont affecté une partie de leur personnel dans une branche spéciale, chargée de confectionner des caches bouche. Qu’elle soit à but commercial ou pour le service de la Nation, cette fabrication de masques a pour objectif de soutenir l’État dans la lutte contre la propagation du coronavirus et également de préserver de nombreux emplois. Reportage. -

GARA ANDOHATAPENAKA : Nahatratra 9000 mahery ireo olona nandray fiara nody
9000 ny isan’ireo mpandeha namonjy ny toeram-podiana tao anatin’ny telo andro nisokafan’ny tobim-piantsonana teo Andohatapenaka. Maherin’ny 500 kosa ireo fiara nianga teo.
-

PRODUCTEUR DE FRUITS – LE TRANSPORT EN PÉRIODE DE CONFINEMENT
En cette période de confinement, les producteurs de fruits ont des problèmes pour approvisionner leurs échoppes. Les producteurs / grossistes de Mahazo ont recours à la location pour transporter les fruits de leur champ dans la campagne. Tombosoa et Francine, deux producteurs racontent les mesures qu’ils ont pris pour continuer à vendre.
-

CORONAVIRUS : Confinement JOUR 20
Antananarivo 10 avril 2020
– Isotry 08h30
– Analakely 08h45
– Besarety 09h00
– Analamahitsy 09h40
– Ivandry 10h00
– Mahamasina 08h30 -

CORONAVIRUS : Hery Rakotoarisoa : « Ao anaty fitazoman’aina ny orinasa afak’haba »
Nilaza ny filohan’ny Vondron’ireo orinasa afa-kaba sy ny mpiray ombon’antoka aminy na Groupement des entreprises franches et partenaires, mampiasa olona eo amin’ny 134 000, fa mandalo fotoan-tsarotra ireo mpikambana ao aminy amin’izao fisian’ny valan’aretina eto Madagasikara. Miantso tan-tsoroka amin’ny fanjakana i Hery Rakotoarisoa hitazomana ny ain’ireo orinasa mpikambana. -

ANDRO FARANY HODIANA : Miha vitsy ireo mpandeha
Antananarivo 9 aprily 2020 – Manana ny antony manokana ireo mpandeha izay namonjy ny tobim-piantsonana ny 9 aprily 2020, andro farany hahafahan’ireo mponina mody any amin’ny toerana niaviany. Nizotra am-pilaminana ny teny amin’ny Gare Routière Maki Andohatapenaka tamin’ity andro fahatelo ity raha mitaha tamin’ireo andro roa voalohany.
