Étiquette : Épidémie

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 28 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 28 MAY 2021

    – VALANARETINA : Olona dimy no matin’ny covid-9, samy avy eto Analamanga avokoa izy ireo
    – FITSARANA : Nahazo fahafahana vonjimaika ny tale jeneralin’ny ACM rehefa nampidirina am-ponja vonjimaika ny alakamisy hariva
    – VALANARETINA : Azo atao vakisiny fanefitry ny Covid-19 ihany koa ireo 18 taona noho miakatra nanomboka tamin’ny alakamisy
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 26 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 26 MAY 2021

    – VALANARETINA : Olona fito no maty vokatry ny covid-19 omaly talata, 62 ireo tranga vaovao voamarina fa misy tsimokaretina
    – FAHASALAMANA : Solombavambahoaka sy mpiasan’ny Antenimierampirenena 20 no natao vakisiny tao Tsimbazaza androany alarobia
    – HERINARATRA : Ho avy tsy ho ela ny fampidiran-jiro mora karakarain’ny Jirama ho an’ireo tokantrano tena marefo
  • EPIDEMIE – Le ministère de la Santé publique prévoit des études sur les causes des cas graves de Covid-19 à Madagascar

    EPIDEMIE – Le ministère de la Santé publique prévoit des études sur les causes des cas graves de Covid-19 à Madagascar

    Antananarivo, 26 Mai, 11h55 – Pourquoi le nombre de patients atteints de la forme grave de la Covid-19 baisse-t-il à peine ? Quelles sont d’ailleurs les causes de ces cas graves ? Ce sont, entre autres, les questions auxquelles le ministère de la Santé publique entend apporter des réponses. Dans un communiqué publié mardi sur sa page Facebook, le ministère indique qu’une étude sera menée afin de « comprendre les causes des cas graves dont le nombre reste important ».
    ⭕Même si le pic de la deuxième vague a été atteint depuis la mi-Avril et même si le nombre de nouveaux cas et celui des patients en traitement ont commencé à baisser, le nombre de patients atteints de la forme grave ne diminue pas de façon proportionnelle. Le bilan du 24 Mai, publié mardi, fait état de 214 cas graves sur 660 patients en traitement, soit un taux de 32,42%.
    ⭕Au moment du pic, le 14 Avril, quand le nombre de nouveaux cas quotidiens de Covid-19 avait atteint 859, le nombre de patients atteints de la forme grave de la maladie était de 301 pour 4.781 malades, soit un taux de 6,30%. Les formes graves avaient atteint le chiffre de 493 cas sur 5.040 patients en traitement, soit un taux de 9,78% le 28 Avril.
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 25 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 25 MAY 2021

    – VALANARETINA- Olona efatra no matin’ny covid-19, 45 ny tranga vaovao
    – PARLEMANTA – Lucia Irmah Naharimamy no voafidy ho filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’i Toamasina
    – TSY FANDRIAMPAHALEMANA- Omby miisa 50 no tafaverina amin’ny tompony taorian’ny fifandoanan’ny miaramila sy ireo voalaza fa dahalo androany Talata
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 21 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 21 MAY 2021

    – VALANARETINA – Olona telo no matin’ny covid-19, 173 ny tranga vaovao
    – FANOFANANA – Notanterahina androany tsy nisy mpanatrika ny famoahana ny andiany faha-75 avy ao amin’ny Fampianarana ho Zandarimariam-pirenena tao Ambositra
    – HAMEHANA ARA-PAHASALAMANA – Hisy fiara manokana hitatitra ireo mpiasa sy mpianatra avy any Itasy miasa aty Antananarivo
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 20 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 20 MAY 2021

    – VALANARETINA – Olona enina no matin’ny covid-19, 134 ny tranga vaovao
    – FISOROHANA- Faritra fito no efa nanomboka ny fanaovam-bakisiny hiadiana amin’ny covid-19 hatramin’ny Alarobia teo
    – FANDRIAM-PAHALEMANA- Miaramila miiasa 80 hiasa maharitra ao amin’ny toby fiasana ao amin’ny distrikan’Iakora, izay vao notokanan’ny filoham-pirenena androany
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MAY 2021

    https://youtu.be/aGoW6YtCIFA

    – VALANARETINA – Niampy olona telo no matin’ny corona virus, 59 ny tranga vaovao.
    – FAMBOLENA – Nidina ny vidin’ny vary vokatra avy eto an-toerana raha efa manomboka miakatra ny vidin’ny vary akotry
    – FAMPIANARANA- Azo alaina ao amin’ny tranokalan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ny boky fampianaran-tena ho an’ireo mpianatra amin’ny ambaratonga faharoa
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 18 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 18 MAY 2021

    – VALANARETINA : Olona telo no matin’ny coronavirus, 122 ny tranga vaovao
    – FISOROHANA : Hifarana amin’ny 18 jona ny fanaovam-bakisiny andiany voalohany
    – ANDRIM-PANJAKANA : Mandeha mivantana amin’ny Facebook ny fivoriana azo atrehin’ny daholobe ao amin’ny Antenimierampirenena
  • EPIDEMIE – Les Centres de traitement de la Covid-19 se vident

    EPIDEMIE – Les Centres de traitement de la Covid-19 se vident

    Les patients qui avaient été accueillis au Centre de traitement de Covid-19 d’Alarobia et d’Ivato ont commencé à être transférés dans les autres CTC-19 encore opérationnels depuis lundi. Malgré cela, les lits des CTC-19 encore ouverts ne sont pas tous occupés. Reportage.

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 17 MAY 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 17 MAY 2021

    – VALANARETINA – Olona valo no matin’ny covid-19, 63 ny tranga vaovao voamarina
    – FISOROHANA – Rahampitso talata no hahazo ny anjara vaksiny avy ny distrika rehetra manerana an’i Madagasikara
    – BAOLINA KITRA – Mangataka ny fanohanan’ny Malagasy i mpanazatra vaovao sy vonjimaika an’ny Barea