Étiquette : Épidémie

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 26 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 26 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA : Tsy nisy ny maty vokatry ny covid-19, efatra ny tranga vaovao voamarina
    – FISOROHANA : Nanao vakisiny Johnson & Johnson ny Praiminisitra Christian Ntsay androany Alakamisy
    – FOTODRAFITRASA : Toeram-ponenana miisa 87 no hatsangana eny Andavamamba hamindrana ireo fianakaviana voakasiky ny asa fanamboarana ny canal C3

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 24 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 24 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA – Tsy nisy ny aina nafoy noho ny Covid-19, tsy nisy ihany koa ny tranga vaovao
    – HANDISPORT – Hanainga androany talata hariva ihany hiatrika ny Lalao Paralaimpika any Tokyo i Aurélie Faravavy
    – BAOLINA KITRA : Nivoaka androany ny anaran’ireo mpilalao handrafitra ny Barea, izay hiatrika ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 23 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 23 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA – Olona iray no namoy ny aony noho ny Covid-19, roa ireo tranga vaovao
    – GOVERNEMANTA – Ny Praiministra Christian Ntsay no hitantana vonjimaika ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika
    – FANATANJAHANTENA – Tsy mbola nanainga ho any Tokyo i Aurélie Faravavy solontenan’i Madagasikara amin’ny Lalao Paralaimpika

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 20 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 20 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny Covid-19 omaly alakamisy, roa ireo tranga vaovao
    – SIDINA AN’HABAKABAKA : Teratany malagasy miisa 159 tafody an-tanindrazana
    – GOVERNEMANTA : Nanazava ny antony nanendreny ireo ministra vaovao ny filoham-pirenena

  • VAOVAO MINUTE FLASH 19 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO MINUTE FLASH 19 AOGOSITRA 2021

    VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny covid-19, olona vaovao efatra no voan’ny aretina
    FITSINJARAM-PAHEFANA : Mitombo ny fahefana nomena ireo governoran’ny Faritra
    FITANTANAMBOLA-MPANJAKANA : Noesorina ny Tale jeneralin’ny Tahirim-bolam-panjakana ary tsy mbola nosoloina

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 18 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 18 AOGOSITRA 2021

    – CORONAVIRUS : Tsy nisy aina nafoy noho ny covid-19, olona efatra hafa no voan’ny aretina
    – FITSIDIHANA : Hihaona amin’ireo teratany malagasy monina sy miasa any Frantsa ny Filoha Andry Rajoelina amin’ny 28 aogositra
    – FITANTANANA : Tsy mbola nandray fahefana ny ministra Brice Randrianasolo

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 12 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 12 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA : Olona iray no maty vokatry ny covid-19, olona efatra mitondra ny tsimokaretina
    – GOVERNEMANTA : Notolorana mariboninahitra ny jeneraly Richard Ravalomanana
    – GOVERNEMANTA : Tapitra omaly ny fe-potoana hiasan’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 11 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 11 AOGOSITRA 2021

    – ALANARETINA : Olona iray no matin’ny covid-19, hita teto Analamanga, efatra ny tranga vaovao
    – IZARAM-PARITRA – Navoaka androany ny lalàna mametraka ny faritra faha 23
    – TSENA – Nidinika momba ny paikady hampidinana ny vidin’entana ilaina andavanandro ny ministera misahana ny Varotra sy ny sendikan’ny Indostria
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 10 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 10 AOGOSITRA 2021

    https://youtu.be/spVXn7NU9nc

    – VALANARETINA : Tsy nisy namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alatsinainy, olona enina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
    – FIOFANANA : Mpifaninana 1431 tamin’ireo 1482 afaka tamin’ny fifaninanana andiany voalohany no hiatrika ny fifaninana andiany faharoa ao amin’ny Sekolin’ny zandarimariam-pirenena any ambositra
    FISOROHANA : Manomboka ny fisoratana anarana hoan’ny vakisiny
  • VAOVAO – MINUTE FLASH 09 AOGOSITRA 2021

    VAOVAO – MINUTE FLASH 09 AOGOSITRA 2021

    – VALANARETINA : Tsy nisy namoy ny ainy noho ny Covid-19 omaly alahady, olona dimy no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
    – FOTODRAFITRASA : Manomboka ny asa fanarenana ny ampahany amin’ny lalàm-pirenena faharoa, orinasa mpanao lalana iray no efa miasa
    – FANADINAM-PANJAKANA : Nilamina amin’ny ankapobeny ny andro voalohany nanatanterahana ny bakalorea teto Andrenivohitra