« Les élèves sont de moins en moins intéressés par la filière scientifique » regrette le Directeur Général de l’Enseignement Secondaire et de la Formation de Masse (DGESFM), Christian Rakotozanany. Il a fait savoir lors d’une exposition organisée au Ministère de l’Éducation Nationale à Anosy, ce 26 juillet, que l’administration incite actuellement les collégiens et les lycéens à se tourner vers la filière scientifique. C’est d’ailleurs la raison d’être de cette manifestation.
Isan’ireo vohitra 12 manana ny tantarany eto Imerina ny Rovan’Ilafy. Toerana nanjakan’ny Tsimiamboholahy ary nosafidian’ny Mpanjaka Radama II ho toerana fialan-tsasatra nadritry ny fotoana fohy nanjakany. Ho fanomezana lanja ny toerana dia manao diabe ny mponina Ankadikely Ilafy, mandritra ny hetsika Fanandratana ny Rovan’Ilafy (Faroi). Ny tanjona dia mba hisariana ireo mpizahantany maro hoy ny tale jeneralin’ny kolontsaina ao amin’ny ministeran’ny Serasera sy ny kolontsaina, Françis Razafiarison, ny 26 jolay teny Ilafy.









