– CORONAVIRUS : Olona 15 hafa mitondra ny tsimok’aretina, dimy ireo sitrana
– CORONAVIRUS : Hidina any Toamasina indray ny Filoha Andry Rajoelina rahampitso
– FIAROVANA AMIN’NY CORONAVIRUS : Mitsahatra ny fitaterana olona mampitohy ny faritra Androy sy ireo faritra hafa
Étiquette : Minute flash
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 25 MAY 2020
-

VAOVAO – MINUTE FLASH 22 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Niampy 43 ireo mitondra ny tsimok’aretina, efatra kosa ireo sitrana
– KIANJA MASOANDRO : Voahaja ireo fepetra fiarovana ny vakoka hoy ny ministry ny serasera sy ny kolontsaina.
– CORONAVIRUS : Manandrana mamonjy toeran-kafa ny mponin’i Toamasina sasany -

VAOVAO – MINUTE FLASH 20 MAY
– Coronavirus : Niampy 45 ny isan’ireo olona voan’ny coronavirus, 12 ireo sitrana
– Parlemanta : Manohitra ny politikan’ny frantsay momba ireo Iles Eparses
– Fifamoivoizana : Manome 24 ora ny tompon’andraikim-panjakana ireo mpitatitra amin’ny zotra nasionaly hijery ny mahakasika azy ireo -

VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Niampy iray ny maty, efatra kosa ireo voatily fa mitondra ny tsimok’aretina (1 ora tolak’andro)
– FITATERANA : Tokony afaka miantoka ny fanadiovana rehetra ilain’ny taxi be iadivana amin’ny Coronavirus ny kooperativa tsirairay hoy ny ATT
– DENGUE ANY MAHAJANGA : 1043 ireo marary -

VAOVAO – MINUTE FLASH 18 MAY 2020
– CORONAVIRUS : Nahitana marary iray tao Mahajanga, tranga 17 hafa tao Toamasina
– FIFAMOIVOIZANA : Nosaziana ireo sarety sy fiara tsy manara-dalàna
– FANARAHAMASO NY FIVEZIVEZENA : Ny ampahefan’ireo fiara nikasa hiditra teto Analamanga no naverin-dàlana -

VAOVAO MINUTE FLASH 14 MAY 2020
– Coronavirus : Niampy 18 ny tranga voamarina
– Jirama : Hisy fahatapahana ny herin’aratra mandritra ny faran’ny herinandro
– Lalam-pirenena : fiara tratra nitondra mpandeha miisa 16 nihazo an’Anjozorobe. -

VAOVAO – MINUTE FLASH 13 MAY 2020
– VALANARETINA
Nitombo 20 ny isan’ireo mitondra ny tsimokaretina Coronavirus
– VAROTRA : Rava ny tsenan’andravoahangy -

VAOVAO – MINUTE FLASH 12 MAY 2020
– Coronavirus : Niampy 06 ireo mitondra ny tsimok’aretina
– Fitrandrahana harena ankibon’ny tany : Toerana 11 voaloton’ny “mercure”
– Tsenan’ny lavanila : ho fantatra amin’ity herinandro ity ireo daty fisokafana -

VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY
– CORONAVIRUS Nahitana tranga vaovao 15 omaly
– ZOTRA REJIONALY : Mijanona Mikatona Ny Zotra Rejionaly Hoan’ireo Toerana Voakasika Akaiky amin’ny Coronavirus
– SANTABARY 2020 : 540 000 taonina no vokatra hojinjaina ao alaotra mangoro -

VAOVAO – MINUTE FLASH 08 MAY
– COVID ORGANICS : Mbola tsy nahazo fahazon-dalana ametrahana azy antsenam-bahoaka
– CORONAVIRUS : Averina atao fitsapana ireo olona 35 voalaza mitondra ny tsimok’aretina omaly 07 may
– FITATERANA MIVOAKA AN’ANTANANARIVO – Taxi-brousse miisa dimy tratra teny amin’ny Fasan-karana saika hivoaka an-tsokosoko araka ny tatitrin’ny polisim-pirenena