VAOVAO – MINUTE FLASH 16 MAY 2022
- VALANARETINA - Tranga vaovaon'ny covid-19 miisa 40 no voamarina nanomboka ny 7 hatramin'ny 13 Mey, tsy nisy ny aina ...
- VALANARETINA - Tranga vaovaon'ny covid-19 miisa 40 no voamarina nanomboka ny 7 hatramin'ny 13 Mey, tsy nisy ny aina ...
- ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Hisy fiovana ny fifamoivoizana manodidina an’Andohan’Analakely manomboka ny 22 Mey izao mba handrindrana ny fivezivezen’ny fiara. ...
- FAMBOLENA - Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny Foibe Fikarohana momba ny Fampandrosoana ny Ambanivohitra - FIFANINANANA - Tokony alefa mialoha ...
- VAROTRA - Mikasa ny hanondrana legioma any Maorisy i Madagasikara. - LOZA ANDRANOMASINA – Ny fahamaroan’ny mpandeha be loatra ...
- VALANARETINA : Olona roa no namoy ny ainy ary miisa 55 ireo marary vaovao tratran’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 30 ...
FITATERANA : Tsy afa-po amin'ny drafi-pitantanana an'i Air Madagascar ny minisitry misahana ny fitaterana. FANATANJAHANTENA : Mangataka ny hanemorana ireo ...
- FISONDROTAN-KARAMA - Nivoaka tamin'ny Filankevitry ny minisitra ny didim-panjakana mametra ny karama farany ambany ho 250.000 ariary sy ny ...
- SEHA-PIHARIANA : Manahy ny hivadihan’ireo mpamboly lavanila any Sava sy Analanjirofo ho mpitrandraka ala ny Fikaonandoham-pirenena momba ny fiarovana ...
- PARLEMANTA - Mampitandrina ny amin'ny mety ho voka-dratsin'ny fitsipaham-pitokisana an’ny governemanta na ny mety hisian'ny fanalana ireo mpikambana ao ...
- ASA - Hiakatra ho 250.000ar ny karama farany ambany, hitombo 5% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana sokajy ambony, raha toa ka ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.