VAOVAO – MINUTE FLASH 30 MARTSA 2022
- FOTODRAFITRASA - Maneho fahalinana amin'ny tetikasa fanamboaran-trano amin'ny fanontana 3D izay natomboka tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny oniversite EMIT ...
- FOTODRAFITRASA - Maneho fahalinana amin'ny tetikasa fanamboaran-trano amin'ny fanontana 3D izay natomboka tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny oniversite EMIT ...
- HETSIKA – Fanamarihana ny faha-75 ny tolona nataon’ireo mahery fo tamin’ny 29 martsa 1947 - FITATERANA AN’HABAKABAKA : Tsy ...
TRANO MORA – Mihoatra ny 15 000 ireo nisoratra anarana mba hisitraka ireo trano miisa 135 ao amin’ny Lake Village ...
- FAMPIANARANA AMBONY : Nidina an-dalambe ireo mpianatra avy ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy i Mahajanga nitaky ny vatsim-pianarany - ...
- FITSIDIHAM-PARITRA – Fotodrafitrasa maromaro no notokan’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara nandritra ny andro voalohany amin’ny fitsidihany ny faritra Analanjirofo. - ...
- ANGOVO : Hisy ny fandaminana manokana mikasika ny solika, hoy ny Filoha Andry Rajoelina - TSIPY KANETIBE : Voaloa ...
- FITAKIANA VATSIM-PIANARANA – Mpianatra roa avy ao amin’ny Sekoly ambony pôlitekinika Vontovorona no voasambotra nandritra ny fihetsiketsehana nataon’izy ireo ...
- FITATERANA AN-DRANOMASINA - Maminavina ny hampiasa bebe kokoa ireo seranan-tsambo hafa ny Fitondram-panjakana hampihenana ny fitohanana ao amin'ny seranan-tsambon'i ...
- BAOLINA KITRA - Tsy raikitra indray ny lalao ara-pirahalahiana amin'ny les Éperviers an'i Togo sy ny Barea an'i Madagasikara ...
- LOZA VOAJANAHARY : Mihoatra ny 200 ireo namoy ny ainy taorian’ny fandalovan’ireo rivo-doza nisesy teto Madagasikara nanomboka ny volana ...
www.2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 www.2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.