Iza no tsy mahafantatra an’i Lily, Christian sy Rija Tahiana ? Kintan’ny fanentanana fandaharana amina fahitalavitra eto Madagasikara. Nahafantarana azy ireo tamin’izany fotoana izany ny Fanta Hit Parade, ny Pazzapa sns. Nahasarika tanora maro tokoa ry zareo tamin’izany. Fa mbola mitohy foana hatramin’izao ny an’i Rija Tahiana sy Christian. Ry zareo koa moa tanora lalandava, na ny fiaina na ny fihetsika na ny fitafy. Tahaka ny tsy miha-antitra izany mihitsy na efa 20 taona mahery aza nisehatra teo amin’ny tontolon’ny haino aman-jery. Efa tsy monina eto Madagasikara intsony i Lily fa any ivelany. Nandalo vetivety teto an-tanindrazana izy dia nohararaotinay nasaina niaraka izy telo mianadahy. Fahatsiarovana mahafinaritra.
TELEVIZIONA – Fahatsiarovana miaraka amin’i Lily sy i Christian ary i Rija Tahiana

- Categories: Recommandations, Reportages
Related Content
EDUCATION - La ministre de l’Education nationale affirme que l’Etat ne reculera pas sur la mise en oeuvre du nouveau programme d’éducation
By
2424.mg Actualité & Reportages
25 septembre 2026
ALFRED RANDRIAMANAMPISOA : “La Fédération octroie une sorte de subvention au sélectionneur pour lui permettre de repérer des joueurs”
By
2424.mg Actualité & Reportages
22 septembre 2026
COLONEL MICHAËL RANDRIANIRINA : “La diaspora peut constituer une source de revenus pour le pays”
By
2424.mg Actualité & Reportages
16 septembre 2026
GUILLOT RAMILISON, DIRECTEUR GENERAL DE LA SPM - « La SPM joue son rôle de régulateur »
By
2424.mg Actualité & Reportages
26 août 2026
RECHERCHE SCIENTIFIQUE - Le Dr Philibert Andriamanantena parmi les lauréats du Prix de la meilleure thèse des Universités africaines
By
2424.mg Actualité & Reportages
8 juillet 2026