VAOVAO – MINUTE FLASH 01 JONA 2023

LANONANA : Manomboka amin’ny fomba ofisialy rahampitso zoma 2 Jona ny fankalazana ny Fetim-pirenena
FITATERANA : Androany no natao ny dia fitokanana amin’ny zotra an-dalamby « Dia Tsara »
TONTOLO IAINANA : Nitombo ho 42% ny velaran-tanin’ireo faritra arovana
FIFAMOIVOIZANA : Hisy fahatapahana amin’ny ampahan’ny lalana sasantsasany eto Antananarivo amin’ny alakamisy 8 Jona

Quitter la version mobile