VAOVAO – MINUTE FLASH 06 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA : Tafiakatra 28 ny isan’ireo kandida tonga nanatitra antontan-taratasy teny amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalam-panorenana
– FIZAHAN-TANY : Miisa 23.288 ireo mpizahatany tonga teto Madagasikara ny volana Aogositra teo
– FOTO-DRAFITR’ASA : Hanao fitsidihana any Alaotra Mangoro i Andry Rajoelina alohan’ny faran’ny herinandro
– BAOLINA KITRA : Handeha mivantana amin’ny fahitalavi-pirenena ny lalao izay hifanandrinan’i Madagasikara sy Angola rahampitso

Quitter la version mobile