VAOVAO – MINUTE FLASH 12 SEPTAMBRA 2023

ANGOVO : Hofoanan’ny Jirama miandalana ny « auto-relevé » manomboka amin’ity volana Septambra ity
FANABEAZANA : Manatanteraka loabary an-dasy mandritra ny roa andro eto Antananarivo ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fampianarana
LAMINASA : Nanao fitsidihana tampoka teny amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy ny minisitry ny Fitsarana ny alatsinainy 11 Septambra teo
FAMPIANARANA AMBONY : Hifarana ny 31 oktobra ho avy izao ny taom-pampianarana eny amin’ny sekoly ambony polyteknika Vontovorona

Quitter la version mobile