– BAOLINA KITRA – Andrasana androany alina i Hakim Abdalah, tonga omaly ireo mpilalao avy any La Réunion
– FIFIDIANANA – Ny 20 Jolay vao faranana tanteraka ny lisitra ny mpifidy hoy ny CENI
– HERINANDRON’NY FIZAHAN-TANY – Nanatanteraka hetsika fanadiovana teny amin’ny La Haute ny ministeran’ny fizahan-tany sy ny ministeran’ny kolontsaina
– FETIM-PIRENENA – Tsy mandrara ny fivarotana tsipoapoaka ny prefektoran’Antananarivo
