-BAKALOREA : Tsy mbola niroso tamin’ny “délibération” ireo mpitsara ny taratasim-panadinana eto Antananarivo
-FIHAONANA : Noraisin’ny Papa François tao Vatican ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina
-FANADINANA ARA-PANJAKANA : Ho tanterahina ny 18 Jona 2024 ny CEPE, ary ny 1 hatramin’ny 4 Jolay 2024 kosa ny BEPC
-LALAON’NY NOSY : Amin’ny 5 ora hariva no hanomboka ny lanonana fanokafana ny zoma 25 aogositra
