VAOVAO – MINUTE FLASH 19 JONA 2023

– BAOLINA KITRA – Voatazon’ny Barea ady sahala tsy nisy nitoko tetsy Mahamasina ny Black Stars-n’i Ghana
– BANKY FOIBE – Naseho voalohany androany ilay 50 ariary volamena
– MOZEA – Azon’ny daholobe tsidihana nanomboka androany ny Rovan’Antananarivo taorian’ny lanonana fanokafana ofisialy omaly alahady
– FANADINAM-PANJAKANA – Manodidina ny 515 000 eo ireo mpiadina hiatrika ny CEPE rahampitso manerana ny Nosy

Quitter la version mobile