VAOVAO – MINUTE FLASH 21 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA – Nihaona tamin’ireo kandida ho filoham-pirenena ireo mpikambana eo anivon’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana
– ARABE MIGODANA – Hiroso amin’ny fandoavana ny ampahany voalohany amin’ny asa fanamboarana ny Fanjakana malagasy
– FIFAMOIVOIZANA – Lalana maro no ho tapaka eto Antananarivo Renivohitra ny Alahady 24 Septambra amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 10 ora
– FAMOKARANA – Aranty eny Tanjombato nanomboka androany ireo vokatry ny fambolena, fiompiana ary ny jono

Quitter la version mobile