VAOVAO – MINUTE FLASH 23 JONA 2023.

– BANKY IRAISAM-PIRENENA : Natao veloma androany tetsy Anosy i Marie-Chantal Uwanyiligira izay namarana ny fotoam-piasany eto Madagasikara
– FETIM-PIRENENA : Tsy azo ampiasana ny  »laser » mandritra ny 25 sy ny 26 jona manerana ny nosy
– FANADINAM-PANJAKANA : Efa manomboka mivoaka tsikelikely ny valin’ny fanadinana CEPE
– BASKETBALL : Nigadona omaly alakamisy 22 Jona tao Debrecen Hongria ny Ankoay latsaka ny 19 taona hiatrika ny fiadiana ny amboara eran-tany

Quitter la version mobile