VAOVAO – MINUTE FLASH 23 NOVAMBRA 2023.

– ANTENIMIERAMPIRENENA – Olona efa nodimandry tamin’ny taona 2020 no voatendrin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana handimby an’i Honoré Rasolonjatovo
– FITSARANA – Mbola mitohy ny fanadihadiana atao amin’ny Profesora Sammy Grégoire Ravelonirina sy i Barson Rakotomanga
– BASIKETY – Nivoaka ho mpandresy teo anoloan’ny JBC Rwanda ny COSPN ka tafakatra amin’ny manasa-dalana ho amin’ny Road to BAL
– FAHASALAMANA – Vonona ny hamatsy ny 98 %-ny vidin’ny vakisiny fanefitry ny kitrotro izay ho ampiasaina eto Madagasikara amin’ny taona 2024 ny fikambanana GAVI

Quitter la version mobile