– FIFAMOIVOIZANA – Hisy ny fahatapahan-dalana maro eto Antananarivo Renivohitra amin’ny faran’ny herinandro.
– FITSARANA – Natomboka androany tany amin’ny kaominin’i Talata Volonondry ny hetsika « Fiara-zo »
– DIPLOMASIA – Nanolotra ny taratasy manendry azy ireo hiasa eto Madagasikara ny ambasadaoron’i Italia, i Espana ary i Norvezy
– HETSIKA – Niara-nanatanteraka fanadiovana teny amin’ny lalana »rocade Iarivo » ny avy eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny kaominina Ambohimangakely
