– FIFAMOIVOIZANA – Hisy fahatapahan-dalana eto Antananarivo Renivohitra amin’ny alahady 30 aprily
– FOTODRAFITRASA – Ho vita amin’ny volana Jolay izao ny fanamboarana ny ampahany faharoa amin’ny lalam-pirenena faha-44.
– ANTANANARIVO – Mpianatra polisy monisipaly sy mpamonjy voina napetraka ambany faneva
– FANOMPOAM-PIRENENA – Hanomboka ny 17 Mey ny fitsarana miaramila ho an’ny faritra Boeny
