Vita vaksiny ny tarika AMBONDRONA

https://youtu.be/nZHKk_3Z_wQ

Vita vaksiny ny tarika AMBONDRONA ! Mbola mitohy hatrany ny fanaovana Vaksiny hatram’ny 17 jona. Fiarovanao ny tenanao sy ny manodidina ny fanaovana vaksiny.
Manome fotoana anao ao amin’ny Be M’RAY Ofisialy raha mila fanazavana fanampiny na antsoy ny 910
Vaksiny tohanan’ny USAID Madagascar amin’ny alalan’ny fandaharan’asa USAID’s ACCESS Health Program
Quitter la version mobile