ANDRO RATSY « FRANCISCO » : EFA MIPETRAPETRAKA NY VONJY VOINA HOY NY BNGRC

Manoloana ny fandalovan’ny andro ratsy tany amin’ny distrikan’ny Mahanoro dia efa nandray ny andraikiny ny fanjakana hoy ny jeneraly Gabriel Ramanantsoa, tale miandraikitra ny « Patrimoine » sy ny fitantanan-draharaha ao amin’ny BNGRC. Efa miomana sahady amin’ny fiatrehana ny kere any atsimo ihany koa ity sampan-draharaha ity.

Quitter la version mobile