Catégorie : Actualité

  • FIHIBOHONA : Misy mitrandraka ny fampianarana eny amin’ny tambazotran-tserasera

    FIHIBOHONA : Misy mitrandraka ny fampianarana eny amin’ny tambazotran-tserasera

    Isan’ireo sehatra voadona mafy noho ny valan’aretina coronavirus ny fampianarana. Mba hiala amin’ny fahavoazana mihatra amin’ny mpianatra, tsy afaka mandeha an-tsekoly, dia nisy ny nikaroka hevitra ho vahaolana amin’izany ka namorona fampianarana ampitaina amin’ny hampitana lesona amin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera.
  • CORONAVIRUS – DECONFINEMENT JOUR 26

    CORONAVIRUS – DECONFINEMENT JOUR 26

    – Mahamasina : 7H
    – Analakely: 7h10
    – Behoririka : 7h30
    – Ankorondrano : 7h42

  • Fambolena karaoty : Fils Rafaliarimanana  » tsara ny vokatra saingy amidy mora « 

    Fambolena karaoty : Fils Rafaliarimanana  » tsara ny vokatra saingy amidy mora « 

    Mamboly vary sy legioma toy ny karoty sy ovy no foto-piveloman’ireo tantsaha ao Ambatomainty, ao amin’ny kaominina Ambohibary, amin’iny lalàm-pirenena fahafito iny, 42 kilaometra tsy hidirana ny tanàn’Antsirabe.

    Ratsy ny vokatra ovy raha ny fitantaran’i Fils Rafaliarimanana saingy tsaratsara kosa ho an’ny karaoty. Teo ampanadiovana ireo vokatra avy nohadiana teny an-tanimboly indrindra i Fils no mitantara ny fiainana iainan’ireo tantsaha toa azy. Io vokatra io no isan’ny hiantoka ny fiainan’izy mianakavy amin’ity taona ity.

  • VAOVAO MINUTE FLASH 14 MAY 2020

    VAOVAO MINUTE FLASH 14 MAY 2020

    – Coronavirus : Niampy 18 ny tranga voamarina
    – Jirama : Hisy fahatapahana ny herin’aratra mandritra ny faran’ny herinandro
    – Lalam-pirenena : fiara tratra nitondra mpandeha miisa 16 nihazo an’Anjozorobe.

  • TRANGANA HOROHORONTANY NY 13 MAY : Fihetsehana « failles tectoniques » no antony nahatonga azy

    TRANGANA HOROHORONTANY NY 13 MAY : Fihetsehana « failles tectoniques » no antony nahatonga azy

    Samy nahatsapa ilay horohorontany nitranga ny alin’ny 13 may ny olona tamin’ny faritra maro teto Madagasikara. Misy anefa ireo no mametra-panontaniana amin’ny antony niavian’iny tranga iny. Nanazava ary ny avy eo anivon’ny Institut d’Observatoire de Géophysique d’Antananarivo (IOGA) fa fihetsehana « failles tectoniques » tany Fandriana no niteraka iny fihetsehan’ny tany iny.

  • Météo : Ho maina ny andro

    Météo : Ho maina ny andro

    Météo : Ho maina ny andro ary hiakatra ny marim-pana eto afovoan-tany mandritra ny roa na telo andro

    Araka ny fanambaran’ny avy ao amin’ny sampana mpamantatra toetr’andro dia volana hiampitana amin’ny andro ririnina izao volana May izao. Ho maina ny andro ary hiakatra ny marim-pana eto afovoan-tany ato anatin’ny roa na telo andro. Mbola hangatsiaka kosa ny amin’ny tapany maraina sy ny hariva ary hafana ny amin’ny atoandro.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 25

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 25

    – Mahamasina : 7h
    – Analakely : 7h10
    – Behoririka : 7h30
    – Andravoahangy : 7h35
    – Masay : 7h40
    – Ankorondrano : 7h42

  • Mahatratra 200 isa ny isan’ireo CVO lany ao anatin’ny iray andro

    Mahatratra 200 isa ny isan’ireo CVO lany ao anatin’ny iray andro

    Mahatratra 200 isanandro amin’izao fotoana izao ny isan’ireo covid organics lafo eny amin’ireo toeram-pivarotana. Milaza ireo mpivarotra fa sarotra ny mahazo azy any amin’ny toeram-pamokarana.

  • PERSONNEL TESTE NEGATIF A LA COVID 19

    PERSONNEL TESTE NEGATIF A LA COVID 19

    PERSONNEL TESTE NEGATIF A LA COVID 19 : Quarantaine levée au service d’oncologie de l’Hôpital Ravoahangy

    L’unité d’oncologie de l’Hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona est de nouveau en service après avoir été mise en quarantaine depuis le 11 mai, suivant la note de service sortie par la direction de l’établissement. Une source autorisée au sein du même hôpital a confié que la mise en isolement du personnel de ladite unité vient d’être levée. L’on apprend également que les membres du personnel de ce service ont effectué des dépistages de Covid 19, mais leurs tests se sont tous avérés négatifs.

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 13 MAY 2020

    VAOVAO – MINUTE FLASH 13 MAY 2020

    – VALANARETINA
    Nitombo 20 ny isan’ireo mitondra ny tsimokaretina Coronavirus
    – VAROTRA : Rava ny tsenan’andravoahangy