Catégorie : Actualité

  • VAROTRA : Rava ny tsenan’andravoahangy

    VAROTRA : Rava ny tsenan’andravoahangy

    Vao maraina androany Alarobia 13 Mey dia nirotsaka teny amin’ny tsenan’Andravoahangy ny mpitandro ny filaminana sy ireo polisy kaominaly nadrara ireo mpivarotra isan-kerinandro teo an-toerana. Raha tsiahivina dia namoaka fepetra vaovao ny teo anivon’ny Foibe fibaikona ny ady amin’ny valan’aretina coronavirus (CCO Covid 19) fa foana anatin’ny fotoana tsy voafetra aloha ny tsena izay miteraka fivorivorian’olona ho hiarovana ny fiparitahan’ny coronavirus. Velon-taraina ireo mpivarotra.

  • FAMOKARANA BIOLOJIKA : Lany teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny lalàna mifehy ny sehatr’asa

    FAMOKARANA BIOLOJIKA : Lany teny anivon’ny Antenimieram-pirenena ny lalàna mifehy ny sehatr’asa

    Lany tsy nasiam-panitsiana teny anivon’ny Antenimieram-pirenena nivory teny Ivato, androany 12 may, ny lalàna mifehy ny famokarana biolojika. Araka ny fanamarihana nataon’i Lucien Ranarivelo, minisitry ny Fambolena sy fiompiana ary ny jono, dia misy ireo faritra izay natokana hanaovana io famokarana biolojika io.
    Nanamarika ihany koa anefa izy fa tsy maintsy lanjalanjaina ny famokarana biolojika sy ireo efa nahazatra hatramin’izay na ilay antsoina hoe « technique conventionelle ».

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 12 MAY 2020

    VAOVAO – MINUTE FLASH 12 MAY 2020

    – Coronavirus : Niampy 06 ireo mitondra ny tsimok’aretina
    – Fitrandrahana harena ankibon’ny tany : Toerana 11 voaloton’ny “mercure”
    – Tsenan’ny lavanila : ho fantatra amin’ity herinandro ity ireo daty fisokafana

  • ECOLES FACE A LA CRISE SANITAIRE

    ECOLES FACE A LA CRISE SANITAIRE

    ECOLES FACE A LA CRISE SANITAIRE : Des mesures d’accompagnement pour garantir la continuité pédagogique

    Cours en ligne, devoirs et leçons sous forme de polycopie, solidarité entre parents et enseignants, les établissements scolaires tentent tant bien que mal de faire face à la crise sanitaire. Chacun œuvre de façon à garantir la continuité pédagogique, même durant la fermeture des écoles.

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 23

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 23

    Embouteillage monstre entre Ivandry et Analakely ce 12 mai.

    – Ivandry : 10 h
    – Akorondrano : 10 h 15
    – Antanimena : 10 h 30
    – Soarano : 10 h 45
    – Analakely : 11 h

  • « HUILES ESSENTIELLES » : Mila fitandremana ny fampiasana azy

    « HUILES ESSENTIELLES » : Mila fitandremana ny fampiasana azy

    Miha-maro ny olona mampiasa ny “Huiles essentielles” taorian’ny niatombohan’ny valan’aretina Coronavirus. Mihamaro ihany koa ireo mivarotra izany vokatra izany ary ahitana karazany maro. Mila fitandremana anefa ny fampiasana azy itony ary tsy azo atao tsy am-piheverana hoy ireo manam-pahaizana.

  • BOA Madagascar – CISCO Tanà et Atsimondrano

    BOA Madagascar – CISCO Tanà et Atsimondrano

    BOA Madagascar – CISCO Tanà et Atsimondrano : Du Gel désinfectant, de l’eau de javel et des masques pour les élèves des EPP
    Pour soutenir les élèves des écoles primaires publiques dans la Circonscription scolaire d’Antananarivo et celle d’Atsimondrano, la Bank of Africa (BOA) Madagascar a remis, ce 11 mai, au ministère de l’Education nationale et de l’enseignement technique et professionnel (MENETP) 2 000 litres d’eau de javel, 2 000 litres de gel désinfectant, 100 000 masques et aussi de denrées
  • FIHEMORAN’NY FANADINAM-PANJAKANA : Miankina amin’ny fivoaran’ny valan’aretina Coronavirus

    FIHEMORAN’NY FANADINAM-PANJAKANA : Miankina amin’ny fivoaran’ny valan’aretina Coronavirus

    Niverina namonjy sekoly ireo mpianatra hanala fanadinana rehefa nisy fihatoana nandritra ny herinandro maromaro nohon’ny valan’aretina Coronavirus. Misy noho izany ny fikorontanan’ny tetiandrom-pampianarana. Raha ny mahakasika ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana dia nanazava ny amin’ny mety hihemoran’izany na tsia i Rijasoa Josoa Andriamanana, minisitry ny Fanabeazam-pirenena, ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa.

  • VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY

    VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY

    – CORONAVIRUS Nahitana tranga vaovao 15 omaly
    – ZOTRA REJIONALY : Mijanona Mikatona Ny Zotra Rejionaly Hoan’ireo Toerana Voakasika Akaiky amin’ny Coronavirus
    – SANTABARY 2020 : 540 000 taonina no vokatra hojinjaina ao alaotra mangoro

  • CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 22

    CORONAVIRUS : Déconfinement partiel jour 22

    – Mahamasina : 8h30
    – Ambohijatovo : 8h45
    – Ampasanimalo : 09h00
    – Meteo : 09h10
    – Anjanahary : 09h15
    – Masay : 09h30
    – Ankorondrano : 09h45