– Fitomboan’ny mponina eto an-drenivohitra: hodinihina manokana etsy amin’ny IFM
– Takarivan’Iarivo: Tapaka ireo lalana manodidina ny lapan’ny tanàna nanomboka tamin’ny efatra ora hariva
– Coronavirus: tarehimarika farany any Anosiala
Catégorie : Actualité
-

MINUTE FLASH 06 MARTSA 2020
-

NOESORINA IREO MIARAMILA MIAMBINA NY ANTENIMIERANDOHOLONA
Niparitaka tao amin’ny tambanjotra “Facebook” omaly ilay taratasy “secret confidential” fiantsoana ireo miaramila miasa ao amin’ny antenimierandoholona hiverina eny an-toby miaraka amin’ireo fitaovam-piadiana. Hoan’i Rivo Rakotovao filohan’ny antenimieran-doholona dia misy ambadika izao zavatra izao ary milaza izy fa tsy fanarahan-dalàna tsotra izao ny zava-misy.
Nanazava kosa nefa ny ministry ny fiarovam-pirenena ny Jeneraly Leon Richard Rakotonirina fa fisafoana efa fanao mahazatra izao zavatra izao.
Nilaza ihany koa ny jeneraly Richard Ravalomanana sekreteram-panjakana eo anivoan’ny ministeran’ny fiarovam-pirenena misahana ny zandarmaria fa ny famoahana taratasy mitomboka “secret confidentiel” no tsy fanarahan-dalàna. -

MINUTE FLASH 05 MARTSA 2020
– Kianja barikadimy :
Efa eo andalam-panamboarana ny kianja barikadimy ireo tompon’andraikitra ao Toamasina raha nomen’ny teo anivon’ny CAF folo andro hanarenana ny lesoka.
– Andro iraisam-pierenena ho an’ny zon’ny mpanjifa :
Hisy ny fanentanana, fampianarana ara-toro-làlana hipetraka hoan’ireo mpanjifa ahafantarany ny zony.
– Takarivan’iarivo:
Hanome sehatra ho an’ireo manan-talenta ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo. -

JUNIOR NBA : DÉBUT DES PLAYOFFS
Les 16 meilleures équipes sur les 30 engagées dans le « Junior NBA » pourront poursuivre leur aventure dans ce tournoi de basketball inter-établissement, dédié aux jeunes de 13 à 16 ans. Les matches des « playoffs » ont commencé le 29 février dernier au Gymnase Akamasoa.
Les organisateurs confient que conformément à leurs attentes, des jeunes basketteurs talentueux se sont démarqués durant la première partie du tournoi. Reportage. -

FIVORIAN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA : HO ANKATOAVINA TSY MISY ADIHEVITRA IREO DIDY HITSY VOLANA
Manatanteraka fivoriana tsy ara-potoana mandritra ny 12 andro ny mpikambana ao amin’ny antenimieram-pirenena nohon’ny didy navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana (HCC) ny amin’ny tsy maintsy ankatoavan’ny antenimiera ireo didy hitsy volana izay navoakan’ny filoham-pirenena tamin’ny fotoana nahazahoany alàlana nanao izany.
Etsy an-daniny dia nilaza ny filohan’ny antenimieram-pirenena, Christine Razanamahasoa fa tsy handalo adi-hevitra intsony ny mahakasika azy ireny fa tonga dia hiroso amin’ny fankatoavana avy hatrany ireo depiote. -

MINUTE FLASH 04 MARTSA 2020
– CENI : TSY MAMPIOVA NY VOKA-PIFIDIANANA NY FISIAN’NY LAHARAN-KARA-PANONDRO MITOVY
– BASKETBALL AFRICA LEAGUE : NAHEMOTRA NOHON’NY CORONAVIRUS
– FIAROVANA NY ZAZA : HASIANA IVON-TOERANA FANAOVAM-BAKISINY NY TOERAM-PITSABOANA REHETRA



