Catégorie : Actualité

  • MINUTE FLASH 28 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH 28 FEBROARY 2020

    – HETSIKA MOMBAN’NY « AERONAUTIQUE » : HANDRAY NY HETSIKA AVIADEV AFRICA I MADAGASIKARA
    – RAHARAHA THOMAS RAZAFINDREMAKA : HOTSARAINA ATY ANTANANARIVO
    – FANAVOAZANA NY LISI-PIFIDIANANA: NITOMBO 2,61 % ISAN’NY MPIFIDY VOASORATRA ANARANA

  • FIFIDIANANA BEN’NY TANANA SY MPANOLOTSAINA

    FIFIDIANANA BEN’NY TANANA SY MPANOLOTSAINA

    FIFIDIANANA BEN’NY TANANA SY MPANOLOTSAINA, 386 IREO FANGATAHANA FANDRAVANA DIDY VOARAIN’NY FILANKEVIM-PANJAKANA

    Tsy didy tsy azo ivalozana ny didy navoakan’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana raha ny raharaha mahakasika ny valim-pifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna natao ny 27 novambra 2019 no asian-dresaka. Mbola azo natao ny nampiakatra ny raharaha teny anivon’ny Filankevim-panjakana hoy i Hery Rason, Mpikirakira fifanolanana ara-pifidianana ao amin’ny Sampana anarahamaso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy).
    386 araka izany ny isan’ireo antota-taratasy fangatahana fandravana didy voarain’ny Filankevim-panjakana raha araka ny tatitra nataon’i Benjamin Alexis Rakotomandimby, Kaomisera Jeneralin’ny lalàna ny 27 febroary. Ny fiandrasana ireo didy ireo anefa, hoy ny fanazavany, dia tsy manakana ireo ben’ny tanàna izay efa amperin’asa ankehitriny hanatanteraka ny andraikiny.

  • LISI-PIFIDIANANA : 268 817 NY MPIFIDY VAOVAO NAMPIDIRINA

    LISI-PIFIDIANANA : 268 817 NY MPIFIDY VAOVAO NAMPIDIRINA

    Ny voalohan’ny volana desambra 2019 no nosokafana ny lisi-pifidianana ka nakatona vonjimaika izany ny 28 febroary. Isan’ny tsikaritra nandritra ity fanavaozana ity ny tsy faharisihan’ny olom-pirenena nanoratra ny anarany. Araka ny nambaran’i Thierry Rakotonarivo, filoha lefitry ny Komity mahaleotena mikarakara fifidianana (Ceni), ny 28 febroary teny Alarobia, dia manodidina ny 2,61% monja ny fiakaran’ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana raha oharina amin’ny lisitra teo aloha.
  • FAHAIZA-MIAINA

    FAHAIZA-MIAINA

    AHAIZA-MIAINA : TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’NY FIKAJIANA NY FAHADIOVAN’NY TANANA NY OLOM-PIRENENA REHETRA

    Tsy ny mpanadio irery ny tompon’antoka amin’ny fikajiana ny fahadiovan’ny tananan’Antananarivo. Ny olom-pirenena tsirairay dia manana anjara andraikitra amin’izany. Ireto ary ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fepetra mifehy ny fanariana fako eto an-drenivohitra.

  • MINUTE FLASH 27 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH 27 FEBROARY 2020

    – TETIKASA TANAMASOANDRO : OLONA 243 NO VONONA NY HIVAROTRA NY TANINY
    – PAC-BIANCO : KAROHINA I ARIZAKA RAOUL RABEKOTO
    – ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO : AMETRAHANA LAMINA MATIPAIKA ANY ATSIMO

  • ENTANA AVY ANY CHINE : ENIM-BOLANA SISA NY TAHIRIN’IREO MPIVAROTRA

    ENTANA AVY ANY CHINE : ENIM-BOLANA SISA NY TAHIRIN’IREO MPIVAROTRA

    Manoloana ny valan’aretina Coronavirus dia matahotra di atsy hisian’ny entana ireo mpivarotra. Maharitra enina na fito volana eo sisa ny tahirin’ireo mpivarotra entana avy any Chine. Mbola misy noho izany ny entana ho amidy amin’ny fety fa tsy hisy ny entam-baovao. Nilaza ny teo anivon’ny Agence Portuaire Maritime et Fluviale APMF fa ny fahatongavan’ny entana dia miankina amin’ny teotry ny sambo tsirairay avy.
  • MINUTE FLASH 26 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH 26 FEBROARY 2020

    – FANADINANA BAKALOREA 2020 : NY 20 FEBROARY KA HATRAMIN’NY 30 APRILY NY FISORATANA ANARANA

    – FCE : NIOVA NY ANDRO ANDEHANAN’NY LAMASININA

    – TOETRY NY ANDRO: HIVERINA INGAHY BEMASOANDRO AMIN’NY FARAN’NY HERINANDRO

  • ANTOKO MPANOHITRA, HIJORO HO AROFANIN’NY DEMOKRASIA

    ANTOKO MPANOHITRA, HIJORO HO AROFANIN’NY DEMOKRASIA

    Endrika iray mampiorina ny demokrasia ny fisian’ny antoko mpanohitra. Hoan’i Madagasikara dia mbola tsy mitoetra mazava ny sata mifehy ny fanoherana. Notsipihan’i Fabergé Gabriel Mamitiana, senatera avy amin’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara (HVM) fa « tsy tokony hiandry ny fisian’ny mpanohitra ny fanarahan-dalàna. Noho izay dia hijoro ho arofanina ny antoko izay misy azy.
    Nanambara kosa i Rinah Rakotomanga, talen’ny serasera ao amin’ny fiadidina ny Repoblika, ny 19 febroary teny Antanimena fa « ilaina tokoa ny fisian’ny mpanohitra saingy tsy atao bontolo »

  • LA MINUTE FIHARIANA 26-02-2020

    LA MINUTE FIHARIANA 26-02-2020

    ?LA MINUTE FIHARIANA 26-02-2020 – Mamonjy Rasoarihanitra, Mpiompy akoho Ivato.
  • DÉVELOPPEMENT DURABLE : Transmettre pour le bénéfice de tous

    DÉVELOPPEMENT DURABLE : Transmettre pour le bénéfice de tous

    Le développement durable commence à prendre place à Madagascar. Tsaratanana en est un exemple concret. Ayant débuté par un projet dénommé « Une famille, un toit », le but de ses fondateurs était d’améliorer la condition de vie de familles démunies en préservant leur dignité par le refus de toute forme d’assistanat. Actuellement, les habitants de l’écovillage de Tsaratanana sont autonomes, et sont capables de se prendre en main. Ses fondateurs ne s’arrêtent pas là. Ils ont créé ce qu’ils appellent une « transmission », afin de partager la vision et les valeurs du changement durable à d’autres porteurs de projets pour les aider à réussir la leur. Anne et Joaquim nous explique comment.