Catégorie : Actualité

  • MINUTE FLASH : 18 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH : 18 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH : 18 FEBROARY 2020

    – Miato ny fanaovana ny “médecine légale” :
    Tsy mikirakira razana – manao autopsie ohatra- ny mpiasan’ny “Morgue” etsy amin’ny Hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona.

    – Tsy misy atahorana ny voka-bary amin’ity taona ity any amin’ny faritra Alaotra

  • ANDRO RATSY « FRANCISCO » : EFA MIPETRAPETRAKA NY VONJY VOINA HOY NY BNGRC

    ANDRO RATSY « FRANCISCO » : EFA MIPETRAPETRAKA NY VONJY VOINA HOY NY BNGRC

    Manoloana ny fandalovan’ny andro ratsy tany amin’ny distrikan’ny Mahanoro dia efa nandray ny andraikiny ny fanjakana hoy ny jeneraly Gabriel Ramanantsoa, tale miandraikitra ny « Patrimoine » sy ny fitantanan-draharaha ao amin’ny BNGRC. Efa miomana sahady amin’ny fiatrehana ny kere any atsimo ihany koa ity sampan-draharaha ity.

  • MINUTE FLASH : 17 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH : 17 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH : 17 FEBROARY 2020
    – Praiministra Christian Ntsay : Nankahery sy nitondra fanampiana ho an’ireo traboina tao Mahanoro.
    – Mahanoro, Vatomandry, Marolambo : Arahimaso fatratra ny vidin’entana.
    – Polisy nasionaly : Nanatanteraka fisafoana eny amin’ireo toerana sy tanana voasokajy ho mafampana amin’ny lafiny tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra ny avy ao amin’ny polisi-pirenena.

  • VALAN-JAVABOAHARY : NAHITA FIHENANA NY FITRANDRAHANA TSY MANARA-DALANA

    VALAN-JAVABOAHARY : NAHITA FIHENANA NY FITRANDRAHANA TSY MANARA-DALANA

    Maro ny tsindry mianjady amin’ireo valan-javaboahary eto Madagasikara. Nahitana fihenana anefa izany tsindry izany nanoloana ny ezaka sy ny fanentanana natao teny anivon’ireo vondron’olona ifotony. Mifampiankina ny fivoaran’ny valan-javaboahary sy ny fiainan’ny mponina an-drenivohitra. Noho izany, raha mbola misy ny fampiasana hazo aty an-tanan-dehibe dia tsy hitsahatra ny fitrandrahana sy fanapahana ala tsy ara-dalàna any anatin’ireny toerana ireny.

  • CITY LIFE – OLD 7 BAR – VENDREDI 14 FÉVRIER

    CITY LIFE – OLD 7 BAR – VENDREDI 14 FÉVRIER

    C’était vendredi 14 Février : première sortie PEOPLE pour la rubrique City Life au Old 7 bar !

    [modula id= »7605″]

  • CITY LIFE – LA FABRIK : BELONGO, JAM SESSION

    CITY LIFE – LA FABRIK : BELONGO, JAM SESSION

    C’était jeudi 13 Février : Petite virée pour la rubrique City Life à la Fabrik, pour un Belongo Jam Session.

    [modula id= »7591″]

  • MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 16 FEBROARY 2020 : IREO VAOVAO NISONGADINA TAMIN’ITY ERINANDRO ITY

    ANTENIMIERAM-PIRENENA : NOSOLOINA NY TOERAN’IREO DEPIOTE TSY NANAO NY ASANY.

    ALEXANDRE RAMALINGOM : MPILALAO VAOVAVO HANDRAFITRA NY BAREA

    TSENA : FIVOARAN’NY TOE-DRAHARAHA

    NOSY BE : NAVERINA NY SAMBO SUN PRINCESS

  • DAMA EN MODE JAZZ AU NOSY BE JAZZ FESTIVAL

    DAMA EN MODE JAZZ AU NOSY BE JAZZ FESTIVAL

    Un aperçu du show que Dama offrira au Nosy Be Jazz Festival du 10 au 16 avril prochain .
  • ORINASA KRAOMA, NANAIKY NY VAHAOLANA NAROSON’NY FANJAKANA NY MPIASA

    ORINASA KRAOMA, NANAIKY NY VAHAOLANA NAROSON’NY FANJAKANA NY MPIASA

    Tao aorian’ny hetsika fitakiana karama nataon’ny mpiasan’ny orinasa Kraomita Malagasy, ny alatsinainy 10 febroary lasa teo, dia nihaona tamin’ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika, Fidiniavo Ravokatra ny solontenan’izy ireo ny 14 febroary teny Ampandrianomby. « Tsy afa-po tamin’ny dinika nifanaovana izahay », hoy i Dina Andrianirina, misolo tena ireo mpiasa. Nanambara kosa ny tenany fa eken’izy ireo ny vahaolana naroson’ny minisitra.
    Vahaolana maharitra no karohina hoy ny minisititra Fidiniavo Ravokatra mba hahafahan’ny orinasa

  • MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 15 FEBROARY 2020
    – Dimitry Caloin
    – Fanjifana ara-tsakafo
    – Doro ala