97% des enfants de moins de 10 ans à Madagascar ne savent pas lire. C’est la triste réalité du secteur de l’éducation dévoilée par la Banque Mondiale, hier 13 février, lors de la présentation du « Mémorandum économique sur Madagascar. Marie-Chantal Uwanyiligira, Directrice résidente de cette institution à Madagascar, suggère que l’administration réagisse rapidement face à cette situation parce que des milliers d’enfants malgaches sont en danger.
Catégorie : Actualité
-

INDOSTRIA : HAMPITOMBOINA IREO « ZONES INDUSTRIELLES »
Anisan’ireo tanjona efatra goavana napetraky ny ministeran’ny Indostria, ny varotra ary ny asa tànana, ny fametrahana indostria iray isam-paritra amin’ity taona ity. Ao anatin’ny vina ny fampananana asa mendrika ny malagasy.
Tsy azo iodivirana noho izany ny fametrahana ny antsoina hoe « Zone d’émergence industrielle » na ny ZEI. Atao anaty faritra voatokana izy ireny mba hampivondronana ireo indostria hapetraka. -

MINUTE FLASH – 14 FEBROARY 2020
MINUTE FLASH – 14 FEBROARY 2020
– Valan-java-boahary : Nitombo ny isan’ny mpitsidika tamin’ny 2019
– Nosy Be: Naverina ny sambo Sun Princess
– Faritr’andro ratsy -

MINUTE FLASH – 13 FEBROARY 2020
?MINUTE FLASH – 13 FEBROARY 2020
– Depiote Yvonne Razafindrazalia : nahazo fahafahana vonjimaika
– Vinavinan’ny toetrandro : hiverina ny orana manomboka amin’ny zoma
– Tsena : fivoaran’ny toe-draharaha






