Catégorie : Actualité

  • MINUTE FLASH – 10 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 10 FEBROARY 2020

    ?MINUTE FLASH – 10 FEBROARY 2020
    – Voasazy handoha vola sy hiato 4 bolana i Dax
    – Antenimieram-pirenena, nosoloina ny toeran’ireo depiote tsy nanao ny asany
    – 60 taonan’ny Tafika Malagasy, hisy ny fifaninana

  • FITSIRIHANA NATAON’NY DGSR : MARO NY FIARA TSY TOMOMBANA

    FITSIRIHANA NATAON’NY DGSR : MARO NY FIARA TSY TOMOMBANA

    MARO NY FIARA TSY TOMOMBANA – Nitandahatra ireo tompona fiara tonga naka ny taratasin’ny fiarakodiany androany maraina (10 febroary), tetsy amin’ny foibe fitsarana fiara tetsy Alarobia. Ny ankamaroan’izy ireo dia tratra nandritra ny fitsirihana tampoka nataon’ny DGSR na ny « Direction générale de la sécurité routière », ny 03 febroary ka hatramin’ny 09 febroary.
  • NANANTERAKA FAMBOLEN-KAZO NY GROUPE SMTP

    NANANTERAKA FAMBOLEN-KAZO NY GROUPE SMTP

    GROUPE SMTP, FAMBOLEN-KAZO – Ny sabotsy faha valo ny volana febroary lasa teo, tany Talatanivolonondry, tao amin’ny fokontany Avaratsena, ny Groupe SMTP dia namboly zana-kazo miisa 1030.
  • DENRÉES ALIMENTAIRES IMPORTÉES – AMÉLIORATION DES MESURES DE CONTRÔLES

    DENRÉES ALIMENTAIRES IMPORTÉES – AMÉLIORATION DES MESURES DE CONTRÔLES

    DENRÉES ALIMENTAIRES IMPORTÉES – Plus de 80 % des aliments proposés sur le marché local sont importés. Compte tenu de cette forte dépendance, un contrôle efficace des importations de produits alimentaires est indispensable pour préserver la santé des consommateurs.

    Une formation sur l’élaboration d’un système de contrôle des aliments importés, fondé sur les risques, est organisée du 10 au 13 février 2020 à l’Hôtel Colbert.

  • JEUNES ENTREPRENEURS, CHANGEMENT DE DESTIN

    JEUNES ENTREPRENEURS, CHANGEMENT DE DESTIN

    ENTREPRENARIAT – Joanna, Yaoudah et Pascal nous racontent comment ils ont créé leurs entreprises à moins de 30 ans. Portraits de jeunes entrepreneurs qui ont changé de destin.

  • MINUTE FLASH – 08 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 08 FEBROARY 2020

    ?MINUTE FLASH – 08 FEBROARY 2020
    – Andry Rajoelina, lasa any Addis-Abeba
    – Fifanakalozana ara-barotra amin’ny Chine
    – Fanatanjahantena

  • LA PERMACULTURE : PLUS QU’UNE AGRICULTURE, UNE FAÇON DE PENSER

    LA PERMACULTURE : PLUS QU’UNE AGRICULTURE, UNE FAÇON DE PENSER

    LA PERMACULTURE – Situé à environ 15 km de Tanà, l’écovillage de Tsaratanàna est un lieu où cohabitent l’homme et la nature. Si cet endroit est actuellement verdoyant, cela n’a pas toujours été le cas ; ses créateurs sont partis de rien. Pour bâtir ce petit village, les habitants se sont servis des matériaux qui étaient à leur disposition. La permaculture leur a permis de redonner vie à la terre et, de faire de ce site « un lieu de vie ».

  • CITY LIFE, LA CITY – NBJF

    CITY LIFE, LA CITY – NBJF

    NOSY BE JAZZ FESTIVAL (NBJF) 2020

    Vendredi 7 Février : Les fans de Jazz se sont retrouvés à la City Ivandry, dans le cadre de la soirée de lancement du NBJF qui se déroulera sur l’île aux parfums, du 10 au 13 Avril 2020.

    [modula id= »7339″]

  • LAMANDY MOMBAN’NY FITATERANA – MBOLA TSY MIHATRA NY TAHA VAOVAO

    LAMANDY MOMBAN’NY FITATERANA – MBOLA TSY MIHATRA NY TAHA VAOVAO

    FITATERANA – Samy manana ny heviny ireo olona momban’ny fampiakarana ny tahan’ny lamandy amin’ireo fiara tsy manara-dalàna. Ny Talen’ny Fitaterana eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Vigor Rafenoarison Bemanana, dia nanambara, ny 7 janoary, fa mbola eo an-dalam-pandinihana ny teti-kady ho fampiharana ny lalàna ny eo anivon’ny Kaominina.

  • MINUTE FLASH – 07 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 07 FEBROARY 2020

    ? MINUTE FLASH – 07 FEBROARY 2020
    – ZOTRA MANOKANA MAMPITOHY AN’IVANDRY-TSARASAOTRA SY IVATO
    – SAMPANA MPAMONJY VOINA : HANDRAY MPIASA MIISA 100
    – 7 FEBROARY : NANATITRA VONINKAZO TENY ANTANINARENINA NY FILOHAM-PIRENENA