07 febroary 2009 – 07 febroary 2020. 11 taona aty aoriana dia mbola tsy afaka ao am-po sy ao an-tsain’ireo mpitolona tamin’izany fotoana ny zava-niseho teny Ambohitsorohitra. Tonga nanatitra fehezam-boninkazo niaraka tamin’ny fikambanan’ireo niharam-boina ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ho fahatsiarovana ireo nindaosin’ny fahafatesana.
Catégorie : Actualité
-

CITY LIFE, LA FABRIK – JAM SESSION AVEC MEDHI CHENNY
NOUVELLE RUBRIQUE CITY LIFE
Jeudi 6 Février : Petite virée pour la rubrique City Life à la Fabrik, pour voir Medhy Chenny.
[modula id= »7290″]
-

MOTO – NY MPAMPIASA LÀLANA REHETRA NO MILA MAHAFEHY NY LALÀNAN’NY FIFAMOIVOIZANA
MOTO – Tsy ny mpamily fiara ihany fa ireo rehetra izay mpampiasa ny làlana no mila mahafehy ny lalàn’ny fifamoivoizana ka ao anatin’izany ny mpitondra kodiaran-droa. Fanadihadiana.







