Catégorie : Actualité

  • CORONAVIRUS : MANGATAKA NY HAMPODIANA IREO MPIANATRA MALAGASY ANY CHINE IREO RAY AMAN-DRENIN’IZY IREO

    CORONAVIRUS : MANGATAKA NY HAMPODIANA IREO MPIANATRA MALAGASY ANY CHINE IREO RAY AMAN-DRENIN’IZY IREO

    CORONAVIRUS – Manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina coronavirus, dia mangataka ny fitondram-panjakana ireo ray aman-dreny manan-janaka mianatra, sy miasa any Chine, ny hampodiana ireto farany. Vonona ny hanaraka ny fitsipika hapetraky ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamana izy ireo rehefa tody soa aman-tsara eto an-tanindrazana ireo havany.
  • MADAGASCAR VS CÔTE D’IVOIRE : PRENDRE AU MOINS UN POINT SUR LES DEUX RENCONTRES

    MADAGASCAR VS CÔTE D’IVOIRE : PRENDRE AU MOINS UN POINT SUR LES DEUX RENCONTRES

    FOOTBALL – Nicolas Dupuis, sélectionneur de l’équipe nationale malgache, s’est prononcé, le 30 janvier dernier, lors d’un entretien privé à Mahamasina, sur l’avenir des Barea pour la CAN 2021.
  • MINUTE FLASH – 05 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 05 FEBROARY 2020

    ? MINUTE FLASH – 05 FEBROARY 2020

  • HO HAVOAZINA NY LALÀNA MIFEHY NY MPIASA AN-TRANO SY NY MPIASA MILA RAVINAHITRA

    HO HAVOAZINA NY LALÀNA MIFEHY NY MPIASA AN-TRANO SY NY MPIASA MILA RAVINAHITRA

    HO HAVOAZINA NY LALÀNA MIFEHY NY MPIASA AN-TRANO SY NY MPIASA MILA RAVINAHITRA – Notontosaina omaly, 04 febroary, teny Antaninarenina, ny atrik’asa hoentina hanatsarana ny lalàna mifehy ny asa eto Madagasikara, indrindra ireo lafiny mahakasika ny mpiasa an-trano sy ny mpiasa mila ravinahatra. Ny fiarovana ireo mpiasa sy ny fanatsarana ny tontolon’ny asan’izy ireo no tanjona amin’izany, ary koa mba hahafahan’izy ireo misitraka asa mendrika sy mahavelona.

    Ny fanjakana malagasy, ny OIT na « Organisation Internationale du Travail » ary ireo mpiara-miombon’antoka avy ao amin’ny fiarahamonim-pirenena no miara-misalahy amin’ity atrik’asa ity. Mitondra fanazavana mahakasika izany i Botodia Rémi Henri, Sekretera Jeneralin’ny SEKRIMA (Sendika Kristianina Malagasy) sady Mpandrindra nasionalin’ny CTM (Conférence des travailleurs Malagasy).

    Marihana fa i Madagasikara dia nanasonia ny Fifanarahana iraisam-pirenena momban’ny asa an-trano sy ny asa any ampitan-dranomasina, izay navoakan’ny OIT.

  • TAXIS-MOTO : LE COMBAT POUR LA FORMALISATION

    TAXIS-MOTO : LE COMBAT POUR LA FORMALISATION

    TAXIS-MOTO CLANDESTINS – Le phénomène des Taxis-moto clandestins a tendance à se développer ces dernières années, notamment à Antananarivo.

    De plus en plus de jeunes conducteurs se lancent dans cette activité. En effet, ils n’ont besoin que d’une moto pour se faire une place dans ce marché en forte croissance. Les problèmes des embouteillages au niveau des grands axes routiers de la capitale poussent les clients à faire appel à leurs services. La problématique légale de ce métier les pousse à rester totalement informels. Aujourd’hui, ces jeunes pilotes souhaiteraient voir leur activité formalisée.

  • MINUTE FLASH – 04 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 04 FEBROARY 2020

    ?MINUTE FLASH – 04 FEBROARY 2020

  • CUA – SAMVA : FANADIOVANA NY TATATRA ALOHAN’NY ROTSAKORANA

    CUA – SAMVA : FANADIOVANA NY TATATRA ALOHAN’NY ROTSAKORANA

    Ny SAMVA sy ny CUA no mifarimbona amin’ny fanalana tsentsina ny lakan-drano eto Antananarivo. Koa manatanteraka izany izy ireo amin’izao andro fahavaratra izao. Izany dia hitsinjovana ny fiakaran’ny rano. Tsy eny Besarety ihany anefa no anatanterahina ny asa fanadiovana fa hitohy eny amin’ny faritra maro eto andrenivohitra ny ezaka, hoy ny minisitra, Voahary Rakotovelomanantsoa, omaly 3 febroary.

  • INDICE DES PPN DU MOIS DE JANVIER

    INDICE DES PPN DU MOIS DE JANVIER

    Extrait des prix des PPN sur le mois de janvier 2020.

  • MINUTE FLASH – 03 FEBROARY 2020

    MINUTE FLASH – 03 FEBROARY 2020

    ?MINUTE FLASH – 03 FEBROARY 2020

  • ANJANAHARY – TRANO FONENANA MARO RAVAN’NY AFO

    ANJANAHARY – TRANO FONENANA MARO RAVAN’NY AFO

    ?Anjanahary II N : Trano fonenana maro ravan’ny afo
    Trano fonenana maro tao amin’ny fokontany Anjanahary II N no may kilan’ny afo io tolakandro io. Teo amin’ny toerana nisy ireo trano hazo no niatombohan’ny afo ary nitatra tamin’ireo trano lehibe izany.

    Hatreto aloha dia tsy mbola fantatra mazava ny antony mahatonga ny loza ary tsy mbola voafaritra ihany koa ny habetsaky ny fahasimbana na ny isan’ny tsy manan-kialofana.