Catégorie : Actualité

  • ORANGE : MIZARA FIFALIANA

    ORANGE : MIZARA FIFALIANA

    ORANGE, MIZARA FIFALIANA – À la veille des fêtes, l’entreprise Orange Madagascar a réalisé une distribution de dons aux personnes démunies.
  • NY FAHAIZA-MIZARA ANATY NY ANDRO FETY

    NY FAHAIZA-MIZARA ANATY NY ANDRO FETY

    NY FAHAIZA-MIZARA ANATY NY ANDRO FETY – « Un repas pour mille » dia hetsika entina hizarana hafaliana amin’ireo olona sahirana ataon’ny mpilatsaka an-tsitrapo. Izany hoe mizara sakafo amin’ny olona miisa arivo amin’ny faha 28 ny volana desambra ao amin’ny EPP Analakely. Amin’izao anefa dia mbola misy ny tsy fahampian’ireo sakafo ho zaraina ka miantso ireo izay afaka manome izy ireo.
    Hilda Hasinjo – Mpilatsaka an-tsitrapo
    Dera Rakotobe – Mpilatsaka an-tsitrapo

  • ANARCHIE : QUI GÈRENT LES MARCHÉS DE NOEL À TANÀ ?

    ANARCHIE : QUI GÈRENT LES MARCHÉS DE NOEL À TANÀ ?

    ANARCHIE : QUI GÈRENT LES MARCHÉS DE NOEL À TANÀ ?
    Anarchie dans la capitale. Du 14 au 31 décembre, le parking de l’Avenue de l’Indépendance à Analakey accueille près de 72 stands. La gestion du bazar de Noël reste pourtant floue. L’administration municipale et les arrondissements se jettent la responsabilité. Qui gèrent les marchés dans la capitale durant les fêtes ? Cette question reste encore sans réponse.

  • FETY IHEREN-DOZA

    FETY IHEREN-DOZA

    FETY IHEREN-DOZA : Entitra ny fitandroana ny filaminana

  • CODE MINIER

    CODE MINIER

    TSY MAINTSY IROSOANA NY FANITSIANA NY « CODE MINIER »
    Praiminisitra Christian Ntsay teny Ivato, ny 19 desambra

  • SECTEUR MINIER – L’ÉTAT NE VEUT PLUS ÊTRE PERDANT

    SECTEUR MINIER – L’ÉTAT NE VEUT PLUS ÊTRE PERDANT

    MINES – Le Premier ministre, Christian Ntsay, s’est montré très critique, ce 19 décembre à Ivato, lorsqu’il a évoqué la situation du secteur extractif à Madagascar. Le secteur minier devrait être moteur de développement, mais paradoxalement, selon son analyse, la tendance irait dans le sens de l’appauvrissement la Grande île.
    Ce 20 décembre, une concertation sur le secteur minier est prévue. La réforme du code minier devrait certainement être au centre des débats. L’État semble avancer définitivement vers une démarche visant à tirer davantage profit de ces investissements.
  • FOOT ACADEMY : FLORENT MALOUDA VEUT EN FAIRE UN CENTRE D’EXCELLENCE

    FOOT ACADEMY : FLORENT MALOUDA VEUT EN FAIRE UN CENTRE D’EXCELLENCE

    FOOTBALL – FLORENT MALOUDA – Une Académie de football à Antananarivo. Le rêve de nombreux jeunes amoureux du ballon rond devrait être enfin exaucé. Le Groupe Filatex et l’ancien international français, Florent Malouda, s’associent dans un projet de construction d’une Académie de football dans la capitale.
  • VOLONTARIAT

    VOLONTARIAT

    VOLONTARIAT – Une passion pour l’œuvre humanitaire
    « Le volontariat est la passion de réaliser des œuvres humanitaires et de se sacrifier pour le bien d’autrui », témoigne un volontaire Danois de la Croix Rouge, ce à l’occasion de la célébration de la Journée Internationale du Volontariat. Échanges et partage d’expériences étaient au menu, ce 17 décembre à l’IFM.

  • FETY HIEREN-DOZA : MPAMILY MIISA 250 NO HATAO FIZAHAM-PAHASALAMANA

    FETY HIEREN-DOZA : MPAMILY MIISA 250 NO HATAO FIZAHAM-PAHASALAMANA

    Mpamily miisa 250 no ezahina hatao fizaham-pahasalamana eny amin’ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka. Hoenti-miatrika ny fahamaroan’ny mpandeha mandritra ny fety ity hetsika ity, ary koa hisorohana ny loza.
    Jeannot Reribake – Talé Jeneralin’ny ATT
    Dr Vincent Rakotoarison – Talé ho an’ny ady amin’ny aretina tsy mifindra Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka

  • TANAMASOANDRO : EFA MISY NY MANAIKY HIFAMPIRAHARAHA

    TANAMASOANDRO : EFA MISY NY MANAIKY HIFAMPIRAHARAHA

    TANAMASOANDRO – Araka ny tatitra nataon’ny APIPA ny 15 desambra lasa teo, dia tompon-tany miisa 301 no efa nanao fifanekena fifampivarotana, na « promesse de vente », tao anatin’ny 40 andro nisokafan’ny birao manokana mahakasika izany eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka.

    Raha ny fanazavana nomen’ny talen’ny APIPA, Philippe Rateloson, dia 152 amin’ireo olona ireo no manana tany voakasiky ny tapany voalohany amin’ny tetikasa, ka mahafeno ny 20 ha amin’ilay 100 ha ilaina amin’izany. Niezaka nanantona ireo olona manaiky ny hanao fifampivarotana ireo moa izahay fa nohon’ny tahotry ny fiaraha-monina dia tsy nety niresaka izy ireo.