Catégorie : Actualité

  • ANKATSO FIFANDONANA

    ANKATSO FIFANDONANA

    ??? HETSIKY NY MPIANATRA : NAFAMPANA ANKATSO SY AMBOHIPO
    Nisy ny fifandonana teo amin’ny mpianatra sy ny mpitandro ny filaminana, androany teny amin’ny manodididna ny anjerimanontolo teny Ankatso.

  • LA BANQUE MONDIALE AU CÔTÉ DE MADAGASCAR

    LA BANQUE MONDIALE AU CÔTÉ DE MADAGASCAR

    BANQUE MONDIALE – La directrice résidente de la Banque mondiale à Madagascar Marie-Chantal Uwanyiligira a assuré, ce 16 décembre, que l’Institution dont elle a la charge est prête à accompagner Madagascar dans son processus de développement.

  • MBOLA AFAKA RAVANA NY DIDY AVOAKAN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY FANJAKANA

    MBOLA AFAKA RAVANA NY DIDY AVOAKAN’NY FITSARANA MISAHANA NY ADY AMIN’NY FANJAKANA

    FIFIDIANANA – Manana telopolo andro ao aorian’ny namoahan’ny Komity mahaleotena mikarakara fifidianana (CENI) ny vali-pifidianana vonjimaika ny fifidianana Ben’ny tanana ny 27 novambra lasa teo, ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana amoahany ny valim-mpifidianana ofisialy.

    Ao anatin’izay anefa dia mbola afaka mametraka fitoriana ny olom-pirenena raha araka ny nambaran’i Hery Rason, mpikirakira ny fifanolanana ara-pifidianana ao amin’ny Sampana anarahamaso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), ny 17 desambra teny Ambatonakanga.

  • CATASTROPHES NATURELLES – UN APPUI DE 50 MILLIONS DE DOLLARS DE LA BANQUE MONDIALE

    CATASTROPHES NATURELLES – UN APPUI DE 50 MILLIONS DE DOLLARS DE LA BANQUE MONDIALE

    CATASTROPHES NATURELLES – 50 millions de dollars. C’est le montant de l’aide budgétaire que la Banque Mondiale vient d’octroyer à Madagascar pour faire face aux catastrophes naturelles. Marie-Chantal Uwanyiligira, Directrice résidente de la BM à Madagascar, a déclaré ce 16 décembre à Ambohitsirohitra, que l’institution qu’elle représente est en mesure de répondre dans un délai de 24 heures en cas de catastrophe.

  • AÏKIJUTSU : UNE TECHNIQUE DE SELF DÉFENSE

    AÏKIJUTSU : UNE TECHNIQUE DE SELF DÉFENSE

    Introduit à Madagascar en 2 000, l’Aïkijutsu est à la fois un art de self défense et de combat, pratiqué dans une dizaine de dojos dans tout Madagascar. La fédération d’Aïkijutsu fêtera ses 20 ans d’existence l’année prochaine.
  • FAKO : MITAKY FIOVAN-TOETRA

    FAKO : MITAKY FIOVAN-TOETRA

    ANTANANARIVO – FAKO : Ireo tompon’andraikim-panjakana samihafa, ny sabotsy 14 desambra teo, dia samy nanambara fa ny toe-tsaina aloha no mila hovaina voalohany raha te-hampihena ny fako eto an-drenivohitra.
  • SAMVA – NANOLOTRA KAMIAO 20 SY FANARIAM-PAKO 100 NY FILOHAM-PIRENENA

    SAMVA – NANOLOTRA KAMIAO 20 SY FANARIAM-PAKO 100 NY FILOHAM-PIRENENA

    SAMVA – NANOLOTRA KAMIAO 20 SY FANARIAM-PAKO 100 NY FILOHAM-PIRENENA : Mba hahafahana manala ireo fako mivangongo erak’Antananarivo dia nanolotra kamio 20, sy fanariam-pako 100 ho an’ny SAMVA ny Filoha, Andry Rajoelina. Nanamafy ny tenany fa mila ny fandraisan’andraikitry ny tsirairay ny fanadiovana ny tanàna.
  • BUILDINGS MORA

    BUILDINGS MORA

    Ivato, construction de 608 appartements destinés à la classe moyenne

    Des « Buildings Mora », 38 immeubles de type R+4, seront construits à Ivato, sur un terrain d’une superficie de 14 hectares. Hasina Razafindrakoto, directeur général de l’Agence nationale d’appui au logement et à l’habitat (ANALOGH), lors du lancement officiel du projet, s’est exprimé, ce 13 décembre, sur l’importance de ces infrastructures.

  • SAMVA – COUR DES COMPTES

    SAMVA – COUR DES COMPTES

    Tatitra ampahibemaso : Narahimaso ny SAMVA
    Nanambara ny Lehiben’ny Fitsarana momban’ny kaonty, Jean de Dieu Rakotondramihambina fa narahi-maso akaiky ny Samva.

  • LANY IHANY NY LALÀNA HIADIANA AMIN’NY HERISETRA

    LANY IHANY NY LALÀNA HIADIANA AMIN’NY HERISETRA

    LANY IHANY NY LALÀNA HIADIANA AMIN’NY HERISETRA – Lany tsy nisy fanovana teny amin’ny Antenimieram-pirenena anio (13 desambra) ny lalàna entina miady amin’ny herisetra, mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy, na « loi relatif à la lutte contre les violences basées sur le genre ».