Catégorie : Actualité

  • TOROLALANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA

    TOROLALANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA

    TOROLALANA HO AN’NY TANORA MPANDRAHARAHA – Ny « YouthConnekt » dia fampivondronana ireo tanora mpandraharaha, sy ireo mpisehatra, eo amin’ny tontolo ny fandraharana ao anaty antotan’isa. Ny tanjona dia mba hanampiana ireo tanora amin’ny fikaroana ireo torolalana ilainy.

    Amin’ny volana janoary 2020 dia efa azo ampiasaina ity tranokala ity, izay marihana fa ny ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahan-tena no tompon-kevitra amin’ny fananganana azy. Eto Analamanga sy Androy no hanombohan’ny tetikasa.
    Jaosoatiana Angelo – Tale amin’ny fampananana asa sy ny fandraraharana MJS
    Jimmy Rajaobelina – Talen’ny Atontan’isa ekonomika INSTAT

  • SALON DES MINES DE MADAGASCAR

    SALON DES MINES DE MADAGASCAR

    SALON DES MINES DE MADAGASCAR – Hetsika iray hoentina mampiseho ny hatsaran’ny vato malagasy ny « Salon des Mines de Madagascar », izay hatao ny 19 ka hatramin’ny 21 desambra ho avy izao. Fidinarivo Ravokatra – ministre des Mines et des ressources stratégiques
  • LANY TENY TSIMBAZAZA NY LALÀNA MIFEHY NY SERASERA AMIN’NY ALALAN’NY HAINO AMAN-JERY

    LANY TENY TSIMBAZAZA NY LALÀNA MIFEHY NY SERASERA AMIN’NY ALALAN’NY HAINO AMAN-JERY

    LANY TENY TSIMBAZAZA NY LALÀNA MIFEHY NY SERASERA AMIN’NY ALALAN’NY HAINO AMAN-JERY – Lany androany (10 desambra) teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny volavolan-dalàna faha 004-2019, manitsy ny lalàna laharana faha 2016-029, momban’ny lalana mifehy ny serasera na ny « Code de la communication médiatisée ».

    Solombavambahoaka 30 no nandany ity volavolan-dalàna ity, rehefa avy nasiana fanitsiana maromaro.

  • NOUVEAU CODE MINIER : LES REDEVANCES ET RISTOURNES PASSENT ENTRE 4 ET 8%

    NOUVEAU CODE MINIER : LES REDEVANCES ET RISTOURNES PASSENT ENTRE 4 ET 8%

    NOUVEAU CODE MINIER – Le ministre des Mines et des ressources stratégiques, Fidiniavo Ravokatra, en marge de la présentation, ce 10 décembre à Andrainarivo, du rapport EITI 2017-2018, a fait comprendre que le nouveau code minier est en cours de finalisation. Le membre de gouvernement a laissé filtrer que l’augmentation des taux des redevances et ristournes sur les exploitations minières font parties des innovations apportées par ces textes. La part de l’Etat et les collectivités sur les investissements miniers devrait se stituer désormais entre 4% et 8%.
  • RIVODOZA BELNA – ROA NO ISAN’NY MATY

    RIVODOZA BELNA – ROA NO ISAN’NY MATY

    RIVODOZA BELNA – ROA NO ISAN’NY MATY : Raha ny tatitra voaray izay, efa nohamarinina, dia fantatra fa olona roa hatreto no maty tao amin’ny distrika ny Soalala nandritry ny fandalovan’ny rivodoza Belna.

    « Lasa ny andro ratsy fa tsy foana ny loza » hoy i Elack Olivier Andriakaja, sekretera mpanantanteraka ny Bureau National de gestion des risques et des catastrophes Madagascar (BNGRC).

  • NY LALÀNA NO AFAHANA MIADY AMIN’NY FITSARAMBAHOAKA

    NY LALÀNA NO AFAHANA MIADY AMIN’NY FITSARAMBAHOAKA

    NY LALÀNA NO AFAHANA MIADY AMIN’NY FITSARAMBAHOAKA – Navohitra tao anatin’ny hetsika Sar’nao tamin’ty volana ity ny fitsarambahoaka, sy ny zon’ny vehivavy, nisy ny adihevitra natao nandritra ny hetsika. Hita tamin’izany fa ny lalàna ifotony mihitsy no ilana fanamboarana sy harindra tsara araka ny adihevitra nifanaovana tamin’ireo mpanatrika.
    Damy Gôvina – Filoha fikambanana Gasiko
    Ramanahadrafidisoa – Filoha Sar’nao Ramanahadrafidisoa

  • FIFIDIANANA : 28 NY FANGATAHANA FAMPITAHANA PV VOARAIN’NY CENI

    FIFIDIANANA : 28 NY FANGATAHANA FAMPITAHANA PV VOARAIN’NY CENI

    Navoakan’ny Komity mahaleotena mikarakara fifidiana (CENI), androany 09 desambra, ny valim-pifidianana vonjimaika tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy ny Mpanolontsain’ny tanàna, izay notanterahana ny 27 novambra lasa teo. Nandritra izany lanonana izany no nanambaran’ny filohan’ny Ceni, Heriniaina Rakotomanana, fa fiarahan’ny rehetra miombona no hahafahana manadio ny lisi-pifidianana. Maro koa ireo lesoka tokony harenina na teo aza ireo dingana efa vita hoy hatrany ny tenany.
  • ÎLES ÉPARSES – LES MALGACHES UNIS POUR UNE SEULE CAUSE

    ÎLES ÉPARSES – LES MALGACHES UNIS POUR UNE SEULE CAUSE

    C’est parti pour les consultations nationales sur les îles Éparses. Toutes les forces vives de la nation ont été invitées à apporter leurs avis, suggestions ou propositions en vue de récupérer les îles malgaches : Nosy Sambatra, Nosy Nandalova, Nosy Bedimaky et Nosy Antratrambiavy ou Nosy Ampela.

    Ces consultations, initiées par le gouvernement malagasy s’avèrent primordiales avant la suite des discussions avec la partie française.

  • LITCHI : QUAND LES JEUNES PRENNENT LEUR DESTIN EN MAIN

    LITCHI : QUAND LES JEUNES PRENNENT LEUR DESTIN EN MAIN

    Des jeunes planteurs de litchi dans l’est de Madagascar ont décidé de prendre leur destin en main. Ils se sont regroupés dans une association appelée Tambatra. Ils militent pour l’intérêt des producteurs en leur garantissant un meilleur prix pour leurs produits.

    L’Association Tambatra regroupe 300 jeunes spécialisés dans les filières agricoles et artisanales. Les membres ont ainsi trouvé un moyen de créer une meilleure valeur ajoutée et des emplois.

  • Herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy : Tsy ampy ny fanabeazana ny mponina.

    Herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy : Tsy ampy ny fanabeazana ny mponina.

    ADY ATAO AMIN’NY HERISETRA – Isan’ny sakana amin’ny ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha-lahy na maha-vavy ny tsy fahampian’ny fanabeazana ny vahoaka mahakasika izany. Manomboka any amin’ireo ankizy ka hatrany amin’ireo olon-dehibe.

    Tsy manamora ny ady ihany koa ireo fombafomba maro isan-karazany eo anivon’ny fiaraha-monina malagasy.