HABA – HANOHANA NY MIOMPY IREO LOHOLONA : Nihaona tamin’ireo mpikambana eo anivon’ny Antanimieran-doholona ny Malagasy professionels de l’Elevage (MPE), fikambanana iray misehatra amin’ny fiompiana. Ny fitakiana ny fanalana ny haba amin’ny katsaka sy ny varim-bazaha no votoatin-dresaky ny roa tonta.
Catégorie : Actualité
-

HABA HO AN’NY KATSAKA SY NY FAIKA : MANOME SOSO-KEVITRA NY MPE
HABA HO AN’NY KATSAKA SY NY FAIKA – Nanome soso-kevitra ho solon’ny fandoavana haba amin’ny katsaka sy faika, ireo mpiompy sy mpandraharaha mikambana, eo anivon’ny Malagasy Professionnels de l’Elevage (MPE). Nandritra ny fihaonana niarahan’izy ireo tamin’ny mpikambana eo anivon’ny Antenimieran-doholona, androany faha 06 desambra, no nanambarany izany.
Hetra araka ny isam-biby, na arakaraka ny velaran’ny dobo (raha trondro no ompiana), no hitan’izy ireo fa mety indrindra ho an’ny sehatry ny fiompiana. -

POUR L’UNION EUROPÉENNE, LA DÉMOCRATIE S’AMÉLIORE À MADAGASCAR
« Madagascar peut être considéré comme un exemple en matière de démocratie », c’est en ces termes que l’Ambassadeur de l’Union européenne à Madagascar, Giovanni Di Girolamo, s’est exprimé, ce 05 décembre à Ankorondrano. Il a dressé le bilan des efforts entrepris par la Grande île dans ce domaine.
Le diplomate n’a cependant pas souhaité émettre des commentaires par rapport aux élections communales, mais a affirmé la confiance au processus électoral existant à Madagascar.
-

HANDISPORT – BASKET
HANDISPORT – BASKET : Vonona hibata ny amboara ireo mpilalao
Nanomboka ny 03 desambra 2019 teo ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka ny ranomasimbe indiana ho an’ny manana fahasembanana, ary tsy hifarana raha tsy amin’ny ny alahady 08 desambra 2019 ho avy izao. Mampiantrano ny lalao i Madagasikara amin‘ity andiany faha 18 ity. -

CONTENTIEUX ÉLECTORAUX : 32 PLAINTES REÇUES PAR LA CENI
À 12 jours de la date prévue pour la proclamation des résultats provisoires des scrutins communaux, la CENI affirme avoir reçu uniquement 32 plaintes au niveau national. 21 doléances ont été enregistrées au niveau de la province d’Antananarivo. Le vice-président, Thierry Rakotonarivo, a précisé que 14 plaintes ont déjà été déposées auprès du Tribunal Administratif tandis que d’autres dossiers ont été remis au niveau des tribunaux de première instance.
Les résultats provisoires des élections communales pour la province d’Antananarivo pourront être proclamés avant le 16 décembre. La CENI confie qu’à l’heure actuelle, les PV émanant de 93,53 % des PV ont déjà été traités.





