Catégorie : Actualité

  • FOARA EKONOMIKA SAVA

    FOARA EKONOMIKA SAVA

    Foara ekonomika SAVA :
    Efa tamin’ny taona 1968 no nisy ny foara ekonomika farany raha tao amin’ny faritra Sava (Sambava, Antalaha, Vohémar, Andapa). Faritra izay isan’ny manankarena raha ny voly fanondrana sy ny harena voajanahary. Nambaran’ny minisitry ny Indostria, ny varotra ary ny asa-tanana, nandritry ny lanonana fanokafana ny alakamisy 24 oktobra tao Sambava, fa efa mivoatra manaraka ny toetr’andro ireo fitaovana ampiasaina amin’ny fambolena ka mivoatra manaraka izany ihany koa ny famokarana.
    Raha ny sehatra lavanila manokana dia voalaza fa nihena ho 50% ny tahan’ny halatra tamin’ity taona 2019 ity raha oharina tamin’ny taona lasa.

  • Banque Alimentaire de Madagascar

    Banque Alimentaire de Madagascar

    Banque Alimentaire de Madagascar : Réduire les effets de l’insécurité alimentaire

    Dans le but de réduire les effets de l’insécurité alimentaire dans le Sud de Madagascar, un projet de banque céréalière est en cours de mise en service à Amboasary. Grâce à cette initiative, 2 000 personnes pourront accéder à des vivres à prix réduits à partir du mois de novembre 2019.

  • HETSIKA VOATRA

    HETSIKA VOATRA

    Mbola misy ireo sakana tsy ahafahan’ny mpamorona miditra amin’ny tsena lehibe. Izany no tsapa nandritry ny hetsika « Voatra » izay nisokatra ny 24 oktobra tetsy Anosy ary hifarana ny 26 oktobra.
  • EPP : Tazonina ny latsak’emboka ho an’ny mpampianatra FRAM

    EPP : Tazonina ny latsak’emboka ho an’ny mpampianatra FRAM

    Ny saram-pisoratana anarana no maimaim-poana fa ny latsak’emboka no efaina araky ny fanazavana nentin’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny fampianarana. Io latsak’emboka io dia entina hanomezana karama ireo mpampianatra FRAM ary ihany koa hanaovana fanamboarana isan-karazany eo anivon’ny sekoly.

  • Les huîtres d’Ankoba

    Les huîtres d’Ankoba

    Fort Dauphin, vers la plage d’Ankoba, on ne peut rater les huîtres de François. Sur cette petite place, touristes et vacanciers savourent tous les jours des huîtres fraîches. François raconte son métier, un métier qui subvient à tous ses besoins depuis des années.

  • BACCALAURÉAT : 2ÈME SESSION EXCEPTIONNELLE

    BACCALAURÉAT : 2ÈME SESSION EXCEPTIONNELLE

    BACCALAURÉAT : Tout semble s’être déroulé correctement, selon les propos recueillis auprès de deux centres d’examens à Antananarivo, pour cette session exceptionnelle de l’examen du baccalauréat.
  • TANÀ-MASOANDRO : MAMPORISIKA NY FIFAMPIRESAHANA NY HETSIKA ROHY

    TANÀ-MASOANDRO : MAMPORISIKA NY FIFAMPIRESAHANA NY HETSIKA ROHY

    Tanà-Masoandro : Mamporisika ny fifampiresahana ny hetsika Rohy

    Manoloana ny zava-nitranga tany Ambohitrimanjaka dia nanao fanambarana ny hetsika Rohy, ny alarobia 23 oktobra maraina. Ekeny tokoa fa ilaina ny mitady hevitra hanitarana ny tanàna manoloana ny fitomboan’ny mponina, saingy kosa tokony hanara-penitra ny dingana rehetra tanterahina amin’izany. Nanao antso avo ny mpiandraikitra ao amin’ity hetsika ity mba hisian’ny fifampiresahana eo anivon’ny mponina voakasika sy ireo mpandray fanapahan-kevitra ambony. Manentana ihany koa izy ireo ny mba hisian’ny fangaraharana, toy ny fizarana amin’ny besinimaro ny antotam-baovao sy ny drafitra isan-karazy manazava tsara ny tiana atao sy ny mampitombona ny tetikasa Tanà-Masoandro.

  • FOIRE ÉCONOMIQUE DE LA SAVA

    FOIRE ÉCONOMIQUE DE LA SAVA

    RÉGIONS – FOIRE ÉCONOMIQUE DE LA SAVA : Le potentiel économique de la région Sava est exposé du 24 au 27 octobre à Sambava. Principalement connue pour la vanille, ou le coco depuis peu, elle dispose également de nombreux atouts pour développer l’agro-industrie. Les société du Groupe SMTP sont sponsors exceptionnels de l’évènement, avec les compagnies ID Motors, Agrivet, Agrimotors, entre autres.

  • TOETRANDRO

    TOETRANDRO

    VINAVINA HO AN’NY TOE-TAONAM-PAHAVARATRA – Nanome fanazavana ny teo anivon’ny sampana mpaminavina ny toetry ny andro momba ny rivo-doza, ny hafanana ary ny filatsahan’ny orana amin’ ity taona ity sy ny ho amin’ny taona ho avy (2019-2020).
  • MÉDECINS DE L’OCÉAN INDIEN : 14.048 PATIENTS PRIS EN CHARGE POUR LA 65ÈME MISSION MALGACHE

    MÉDECINS DE L’OCÉAN INDIEN : 14.048 PATIENTS PRIS EN CHARGE POUR LA 65ÈME MISSION MALGACHE

    Pour la 78ème mission de son histoire, et la 65ème mission dans la Grande île, MOI (Médecins de l’Océan indien) et ses partenaires, ont montré une fois de plus un petit miracle, avec plus de 14.000 patients pris en charge gratuitement. Un record historique.

    Cette mission est exceptionnelle, exceptionnelle par rapport à tous les types d’interventions et un record de patients, mais surtout exceptionnelle par rapport à l’incroyable logistique déployée, et la solidarité nécessaire pour réussir cette exploit dans le sud de Madagascar. Reportage.