Catégorie : Social

  • NATSANGANA NY IVON-TOERANA MANOKANA HO AN’IREO VEHIVAVY IHARAN’NY HERISETRA

    NATSANGANA NY IVON-TOERANA MANOKANA HO AN’IREO VEHIVAVY IHARAN’NY HERISETRA

    NATSANGANA NY IVON-TOERANA MANOKANA HO AN’IREO VEHIVAVY IHARAN’NY HERISETRA – Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny Alatsinainy 25 novambra 2019 ny ivon-toerana manokana ahafahana mandray ireo vehivavy iharan’ny herisetra. Tsy nisy nateraka iharan’ny herisetra hoy ny filohan’ny fikambanana Fitia, Mialy Rajoelina.

  • TANÀ-MASOANDRO : MBOLA TSY VOAFARITRA NY FANOMBOHAN’NY FANOTOFANA

    TANÀ-MASOANDRO : MBOLA TSY VOAFARITRA NY FANOMBOHAN’NY FANOTOFANA

    TANÀ-MASOANDRO – Nambaran’ny Minisitry ny fanajariana ny tany, sy ny toeram-ponenana, ary ny asa vaventy, Hajo Andrianainarivelo, fa mihabetsaka ireo olana izay manaiky ny amin’ny fanotofana ny tany eny Ambohitrimanjaka. Fanambarana nataony nandritry ny fanokanana ny « Route des Hydrocarbures » tetsy Alarobia ny 25 novambra maraina teo.
  • DORO-TANETY

    DORO-TANETY

    DORO-TANETY : Nanome fanazavana ny minisitry ny tontolo iainana, Alexandre Georget, mahakasika ny doro-tanety izay mitranga amin’izao fotoana izao.

  • DIARY NOFY – FIFANINANANA ASA SORATRA

    DIARY NOFY – FIFANINANANA ASA SORATRA

    DIARY NOFY – fifaninanana asa soratra, tantara fohy ho an’ny ankizy.
    Mendrika ho lova ny tantaran’ny tsirairay.

  • DIARY NOFY : UNE LEVÉE DE FONDS EN CETTE PÉRIODE DE NOËL

    DIARY NOFY : UNE LEVÉE DE FONDS EN CETTE PÉRIODE DE NOËL

    Une levée de fonds dénommée « Stars and trees for children books » permettra de financer une partie de l’édition des livres sélectionnés dans le cadre du projet Diary Nofy. Explications.

  • VIH/SIDA : MBOLA MARO IREO TSY METY MANARAKA FITSABOANA

    VIH/SIDA : MBOLA MARO IREO TSY METY MANARAKA FITSABOANA

    VIH/SIDA – Azo lazaina fa mbola ambany ihany ny tahan’ny fihanaky ny aretina VIH-SIDA eto Madagasikara. Nambaran’i Dr Rivosoa Rabetokotany, tompon’andraikitry ny SE/CNLS anefa anio (21 novambra) fa olona 4.406 no voatily, ary fantatra fa mitondra izany tsimokaretina izany manerana ny nosy. Vinavinaina ho 35.000 kosa ireo olona ahiana ho marary nefa mbola tsy voatily.

    4.053 amin’ireo marary efa voatily ihany anefa no mety manaraka fitsaboana, sy mihinana fanafody raha ny tatitra azo ihany. Mbola sarotra noho izany ny asa miandry amin’ity ady atao amin’ny aretina VIH-SIDA ity eto Madagascar hoy ity mpitsabo ity.

  • DIARY NOFY

    DIARY NOFY

    DIARY NOFY – Chaque enfant devrait avoir la possibilité de lire. Lire pour cultiver sa créativité, communiquer et socialiser. Mais à Madagascar, l’accès aux livres pour enfants en langue malagasy est très limité, surtout pour les enfants des zones rurales et enclavées. Le résultat, très peu lisent et la majorité négligent la lecture, lecture leur permettant pourtant de développer pleinement leur potentiel. Organisé par Friends of Madagascar –(FoM) et Teach For Madagascar (TFM), le principal objectif du concours est de contribuer à l’amélioration de la qualité de l’éducation en permettant un meilleur accès aux livres pour les enfants des zones rurales de Madagascar.
    Pour plus de détails, visitez www.diarynofy.mg

    Une initiative soutenue gratuitement par www.2424.mg

  • ORIENTATION SCOLAIRE

    ORIENTATION SCOLAIRE

    ENSEIGNEMENT – L’orientation scolaire constitue un tournant dans la vie des jeunes étudiants. Plusieurs facteurs peuvent influer sur leur décision.
  • LA GESTION DES DÉCHETS À MADAGASCAR

    LA GESTION DES DÉCHETS À MADAGASCAR

    LA GESTION DES DÉCHETS À MADAGASCAR – Comment faire avec les ordures dans les agglomérations de Madagascar ? Qu’en faire ? Les acteurs publics et privés, œuvrant dans le domaine du traitement des déchets, essaieront d’apporter des réponses à ces interrogations. Un atelier sur le thème : « Déchets : Quelles solutions pour nos villes malgaches », a été organisé, du 18 au 19 novembre à l’IFM. Le but est de rassembler ces structures en vue d’un partage d’expériences.

  • TONTOLA IAINANA : FIFAMPIZARANA TRAIK’EFA TENY SOAMANDRAKIZAY

    TONTOLA IAINANA : FIFAMPIZARANA TRAIK’EFA TENY SOAMANDRAKIZAY

    Tontolo iainana: fifampizarana traik’efa teny Soamandrakizay
    Nidina teny amin’ny toeram-pambolena zanakazo teny Soamandrakizay ny Minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra, Alexandre Georget, sy ireo mpikambana ao anatin’ny Antoko Maitso, avy any Suède sy Congo, hijery ny fomba fambolena zanakazo eto Madagasikara. Ny hifampizarana traik’efa no tanjona tamin’ity fihaonana ity.